Hijery ny anatiny

Fahasalaman’ny Vatana sy Saina

Fahazarana Mahasalama

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fahasalamana?

Fantaro izay lazain’ny Baiboly momba ny aretina sy ny fitsaboana.

Fomba Dimy Hanatsara ny Fahasalamanao

Zavatra dimy azonao atao dieny izao mba hanatsarana ny fahasalamanao.

Ahoana no Hisorohana Aretina?

Miady amin’ny fahavalo maro ny vatanao isan’andro. Tsy hita maso sy misoko mangina izy ireny, nefa mety hahafaty.

Afaka Manova Zavatra ve ny Toe-tsaina?

Afaka manampy anao ho faly kokoa ve ny torohevitry ny Baiboly?

Manatsara ny Fiainana: Fihetseham-po

Handray soa isika raha miezaka mifehy ny fihetseham-pontsika.

Inona no Tena Mahasambatra? Salama sy Matanja-tsaina

Tsy ho sambatra mihitsy ve ny olona iray raha tsy salama?

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Miparitaka be ny vaovao amboamboarina sy ny tatitra diso ary ny tsaho tsy marim-pototra, ka mety hisy vokany ratsy aminao.

Zavatra Fito Azonao Atao mba ho Azo Antoka sy Hahasalama ny Sakafo Hohaninao

Fanomezana ny aina. Asehontsika hoe mankasitraka azy io isika raha mikarakara tsara ny fahasalamantsika sy ny an’ny fianakaviantsika. Jereo ato hoe inona no azonao atao.

Inona no Azoko Atao fa Te Hihena Aho?

Te hihena ve ianao? Aza mifantoka be loatra amin’ny resaka sakafo, fa ny fomba fiainanao mihitsy ovana.

Tanora Miresaka An’izay Tokony Hatao mba ho Salama

Mazoto homana be ve ianao, sady tsy dia tia manao spaoro? Asehon’ity video ity izay ataon’ny tanora sasany mba ho salama foana.

Ahoana no Hahaizako Mandanjalanja Amin’ny Resaka Sakafo?

Raha zatra mihinana sakafo tsy mahasalama ianao izao, dia ho hoatr’izany koa rehefa lehibe. Amin’izao àry ianao no mila miezaka hanana fahazarana tsara.

Manatsara ny Fiainana: Fahasalamana

Mampirisika antsika hitandrina tsara ny fahasalamantsika ny toro lalan’ny Baiboly.

Inona no Tokony Hataon’ny Ankizy Matavy Loatra?

Vitan’ny lehilahy iray tia haninkanina ny nanova ny sakafo fihinany. Jereo ato ny tantarany.

Afaka Mankafy Fiainana Ianao na Be Taona Aza

Misy torohevitra enina avy ao amin’ny Baiboly ato, mba hanampiana anao hiatrika ny fahanterana.

Fanafody Voajanahary ny Rivotra Madio sy Tara-masoandro

Hitan’ny mpahay siansa ankehitriny fa marina ny tenin’ny dokotera sasany tamin’ny 1800 tany ho any.

Fiatrehana Aretina

Inona no Azonao Atao Raha Lasa Narary Tampoka Ianao na ny Olona Akaiky Anao?

Afaka manampy anao ny toro lalana ao amin’ny Baiboly raha niharatsy tampoka ny fahasalamanao.

Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly Raha Manana Aretina Mitaiza Aho?

Eny! Misy zavatra telo afaka manampy anao raha manana aretina mitaiza ianao.

Ahoana no Hanampiana An’ireo Tratran’ny Aretin-tsaina?

Mety hanova zavatra ny fanampianao, raha misy namanao voan’ny aretin-tsaina.

Mbola Misy Dikany ve ny Fiainana Rehefa Marary Mafy Ianao?

Jereo ato hoe inona no nanampy ny olona sasany hizaka ny aretiny.

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 1)

Mitantara ny tanora efatra hoe inona no nanampy azy hiatrika ny aretiny sy ho falifaly foana.

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 2)

Vakio ato ny tenin’ny tanora sasany marary mafy, nefa mbola manana fanantenana ihany.

Ahoana no Hiatrehako ny Aretiko? (Fizarana 3)

Mety hanampy anao hiatrika ny aretina mahazo anao ny tantaran’ireo tanora telo resahina ato.

“Tsy Ataoko Mahakivy Ahy ny Aretiko”

Falifaly foana i Elisa, ary hadinodinony mihitsy aza ny aretiny indraindray. Inona no manampy azy hiaritra?

Kilema Ara-batana

Mahery Aho na dia Malemy Aza

Nahazo “hery fanampiny” ny vehivavy iray malemy, satria nanam-pinoana.

Afaka Mankafy Fiainana na Jamba Aza

Marina ve hoe mora mandre kokoa ny sofin’ny jamba sy ny orony? Tena mora mahatsapa tokoa ve ny hodiny?

Ny Masony no Anompoan’i Jairo An’Andriamanitra

Marary mafy i Jairo nefa falifaly foana.

Ny Manompo An’Andriamanitra no Fanafodiny!

Vao teraka i Onesmus dia efa nisy aretina mahatonga ny taolany ho faran’izay malemy. Ho hitanao ato fa tena nampahery azy ny fampanantenan’Andriamanitra.

Ny Tanany no Tena Miasa

Marenina hatrany an-kibon-dreniny i James Ryan, ary lasa jamba tatỳ aoriana. Inona no nanampy azy hankafy fiainana?

Video: “Very Aho Raha Tsy Nisy An’io”

Henoy izay tsapan’ny lehilahy jamba iray rehefa nahazo Baiboly amin’ny soratra Braille.

Nomen’i Jehovah Mihoatra An’izay Mendrika Ahy Aho

Tratran’ny loza mahatsiravina tamin’ny môtô i Félix Alarcón ary malemy manomboka eo amin’ny tendany no ho midina. Tsapany anefa hoe mbola misy dikany ny fiainany.

Nampionona Ahy i Jehovah Tamin’izaho Namoy Fo

Vao 20 taona i Miklós Aleksza nefa lasa malemy, satria tapaka ny hazondamosiny. Ny Baiboly no nanampy azy hanantena fa mbola hatanjaka indray izy. Vakio ato ny tantarany.

Fikarakarana Olona

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fikarakarana Ray Aman-dreny Be Taona?

Tantaraina ao amin’ny Baiboly hoe nisy mpanompon’Andriamanitra efa nanao an’izany taloha. Misy torohevitra afaka manampy an’izay mikarakara be taona koa ao.

Ahoana Raha Sembana ny Zanakao?

Sembana ve ny zanakao? Handinika olana telo mety hahazo anao isika, dia avy eo hijery ny toro lalan’ny Baiboly mety hanampy anao.

Marary ve ny Dadanao na ny Neninao?

Misy tanora hafa koa manana Dada na Neny marary. Jereo ato hoe inona no nanampy ankizivavy roa hiatrika an’izany.

Misy Havanao Marary Efa ho Faty Ve?

Inona no azon’ny fianakaviana atao mba hampaherezana sy hikarakarana an’ilay havany? Inona no hanampy an’ireo mikarakara marary hifehy ny fihetseham-pony, mandritra ny fotoana itsaboana an’ilay olona?

Marary ve ny Vadinao?

Misy soso-kevitra telo hanampy anao ato, raha manana aretina mitaiza ny vadinao.

Aretina

Inona no Tokony Hataonao Rehefa Misy Virosy Miparitaka?

Ahoana no hiarovanao ny vatanao sy ny fihetseham-ponao ary ny fifandraisanao amin’Andriamanitra rehefa misy virosy miparitaka?

Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Aretin-tsaina?

Torohevitra sivy natao hanampiana ny olona manana aretin-tsaina.

Anemia: Inona no Mahatonga Azy Io? Ahoana no Ahalalana An’ilay Izy? Ahoana no Itsaboana Azy?

Inona no mahatonga ny olona iray ho voan’ny anemia? Azo sorohina na tsaboina ve izy io?

Azo Atao ny Mitandrina Amin’ny Diabeta

Olona be dia be no tsy mahalala akory hoe efa ambony be ny fatran’ny siramamy ao anaty rany.

Inona no Hatao Raha Misy Olona Voan’ny Androbe?

Matetika no heverin’ny olona fa tsy tena aretina ny androbe. Fantaro ato ny momba azy io.

Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Tazomoka?

Afaka miaro tena ianao mba tsy ho voan’ny tazo, raha mipetraka any amin’ny toerana be tazo na mikasa ho any amin’ny toerana toy izany.

Inona ny Olana Manjo ny Vehivavy efa Lehibe?

Manomboka tsy tonga fotoana intsony ve ianao? Raha fantatrao sy ny fianakavianao tsara ny olana mahazo ny vehivavy, dia ho hainareo ny hiatrika izany.

Fahaketrahana

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Hakiviana?

Nahoana no misy olona lasa kivy foana? Afaka manampy azy ve ny Baiboly?

Aza Mamoy Fo!

Nahoana no misy olona mieritreritra hoe tsara kokoa izy raha maty?

Rehefa Mafy Loatra ny Manjo Anao

Mbola misy dikany ny fiainana na dia mafy aza ny manjo.

Inona no Hanampy An’ireo Tanora Kivy Be?

Ahoana no ahalalana fa efa lasa aretina ilay izy? Inona no mahatonga azy io? Inona no azon’ny ray aman-dreny sy ny olon-kafa atao? Ho hitanao ato ny valin’ireo.

Inona no Azoko Atao mba Tsy Hieritreretako Zavatra Mahakivy?

Hanampy anao ho falifaly ny soso-kevitra ato.

Mihabetsaka ny Tanora Voan’ny Aretin-tsaina: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Misy torohevitra afaka manampy ny tanora manana aretin-tsaina ao amin’ny Baiboly.

Fa Maninona Aho no Lasa Mampijaly Tena?

Betsaka ny tanora mampijaly tena. Ahoana no azonao ialana amin’izany raha manao izany koa ianao?

Inona no Hataoko Raha Kivy Be Aho?

Ho hitanao ato ny soso-kevitra mety hanampy anao ho salama indray.

Afaka Manampy Ahy ve ny Baiboly Raha Kivy Aho?

Misy zavatra telo ataon’Andriamanitra mba hanampiana anao rehefa kivy ianao.

Afaka Manampy ny Olona Te Hamono Tena ve ny Baiboly?

Inona avy ny soso-kevitra omen’ny Baiboly ho an’ny olona te hamono tena?

Adin-tsaina

Inona no Hanampy Anao Tsy Hanahy Be Loatra?

Misy soso-kevitra sy andinin-teny afaka manampy anao tsy hanahy be loatra ato.

Afaka Manampy ny Lehilahy Miady Saina ve ny Baiboly?

Lasa olana lehibe ny resaka adin-tsaina amin’izao fotoan-tsarotra iainantsika izao. Raha miady saina ianao, afaka manampy anao ve ny Baiboly?

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hiady Saina Raha Irery Aho?

Aza mieritreritra hoe sarotra be ny hanana fanantenana sy ho faly ary ho afa-po rehefa irery ianao.

Leo Be ve Ianao Satria Tsy Mety Tapitra Mihitsy ny Valanaretina?

Raha tsy mitandrina isika, dia mety hanomboka tsy dia hiraharaha intsony ny fepetra natao hiarovana amin’ny valanaretina COVID-19.

Ahoana no Hiatrehana ny Adin-tsaina?

Tianao ve raha tsy miady saina be intsony ianao? Misy toro lalana hanampy anao amin’izany ato.

Inona no Hataoko mba Tsy Hanahy Be Loatra Aho?

Resahina ato fa misy zavatra dimy azonao atao mba hahasoa anao ny fanahiana, fa tsy hisy vokany ratsy eo aminao.

Afaka Manampy Anao Tsy Hanahy Be Loatra ve ny Baiboly?

Misy milaza fa tsy maintsy manahy isika eo amin’ny fiainana. Mbola ho afaka amin’izany ve isika?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Fanahiana?

Mety hahasoa ny fanahiana nefa mety hanimba koa. Ahoana no hiatrehana azy io?

Adin-tsaina Foana ve no Iainanao?

Ato misy torohevitra tsotra avy ao amin’​ny Baiboly, mba hiatrehana olana efatra mety hampiady saina anao.

Olana: Be Atao Loatra

Raha enjehinao daholo ity rehetra ity, dia mety ho reraka ianao ka tsy hahavita na inona na inona intsony. Inona no hanampy anao tsy hiady saina loatra?

Ahoana no Ataoko mba Tsy ho Reraka Be Loatra?

Inona no mahatonga ny ankizy ho reraka be loatra? Mety ho hoatr’izany koa ve ianao? Inona àry no azonao atao?

Inona no Hataoko fa Miady Saina Aho?

Fantaro ny tena mahatonga ny adin-tsaina sy izay azonao atao mba hiatrehana an’izany.

Mitady ny Tonga Lafatra ve Aho?

Tsy mitovy ny hoe miezaka manao izay tsara indrindra vitanao, sy ny hoe miezaka mafy hanao zavatra tonga lafatra izay tsy ho vitanao mihitsy.

Ahoana no Hiatrehana Fiovana?

Tsy azo ialana ny fiovana. Ho hitanao ato hoe ahoana no nataon’ny tanora sasany mba hiatrehana azy ireny.

Mahatsiaro ho Tsy Misy Miraharaha ve Ianao?

Misy zavatra telo mety hanampy anao ato, raha mahatsiaro ho tsy misy miraharaha ianao.

Fikarakarana Fahasalamana

Afaka Mitsabo Tena ve ny Kristianina Rehefa Marary?

Tsy mampaninona an’Andriamanitra ve izay fitsaboana fidintsika?

Ahoana Raha Marary ny Olona Akaiky Anao?

Mety hitaintaina ny namanao na ny havanao rehefa manatona dokotera na miditra hopitaly. Ahoana no azonao anampiana azy?

Fomba Fitsaboana Tsy Ampiasana Ra

Vakio ato ny tenin’ireo dokotera avy any amin’ny tany 40 mahery, momba ny fitsaboana tsy ampiasana ra.

Miova Hevitra Momba ny Fampidiran-dra ny Dokotera

Nokianina foana ny Vavolombelon’i Jehovah satria tsy manaiky hampidiran-dra. Ahoana ny hevitry ny mpitsabo momba an’izany?

Mora Sitrana ny Vavolombelon’i Jehovah Satria Tsy Mety Hampidiran-dra

Asehon’ny tatitra fa tsy mijanona ela loatra any amin’ny hopitaly ny marary tsy manaiky hampidiran-dra, ary vitsy kokoa no maty.