Inona ny Vaovao?

2024-05-17

MIAMBENA FOANA!

Toa Lasa Tsy Manao ny Tsara ny Olona? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Lasa tsy manao ny tsara ny olona fa tsy hoatran’ny taloha. Nahoana? Manazava an’izany ny Baiboly sady manome torohevitra azo ampiharina raha te hanao ny tsara.

2024-05-09

TANTARAM-PIAINANA

Miles Northover: Namaly Soa ny Asan’ny Tanako i Jehovah

Niova be ny fiainan’i Miles rehefa nianatra tenin’ny tanana izy. Rehefa mandinika an’izay 50 taona lasa izay izy, dia tena faly hoe afaka nanampy ny marenina tany Grande-Bretagne.

2024-05-09

TANTARAM-PIAINANA

Håkan Davidsson: Nandray Anjara Tamin’ny Fampielezana ny Fahamarinana

Naleon’i Håkan nanatratra tanjona ara-panahy, toy izay variana nifety hoatran’ny ankizy nitovy taona taminy tamin’izany. Izy mihitsy izao no mahita, 50 taona mahery atỳ aoriana, hoe notahin’i Jehovah izy, dia miely any amin’ny firenena sy foko sy olona samy hafa fiteny rehetra ny vaovao tsara.

2024-05-09

MANONTANY NY TANORA

Mampiaraka​—Fizarana 3: Tokony Hisaraka ve Izahay?

Raha misy zavatra manalasala anao amin’ilay olona miaraka aminao, mbola tokony hiaraka aminy ve ianao? Hanampy anao hanapa-kevitra ity lahatsoratra ity.

2024-05-01

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

Ny Mety sy ny Tsy Mety​—Tari-dalana Azonao Itokisana

Ianaro ato hoe ahoana no handraisana fanapahan-kevitra hanampy anao sy ny fianakavianao hanana hoavy faran’izay tsara.

2024-04-29

FOTO-KEVITRA HAFA

Ny Fiarovana ny Vehivavy: Inona no Lazain’ny Baiboly?

Miaro ny vehivavy Andriamanitra. Jereo hoe fa maninona izy no miahy ny vehivavy, ary inona no hataony mba tsy hisy hampijaly intsony ry zareo.

2024-04-25

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Hikojakojana Efitrano Fanjakana

Manana Efitrano Fanjakana 63 000 eo ho eo isika eran-tany. Ahoana no ataontsika mba hikojakojana azy ireny?

2024-04-22

MANONTANY NY TANORA

Ahoana no Hahaizako Miresaka Kokoa?

Soso-kevitra telo hanampy anao hahay hanomboka resaka sy hanohy an’izany.