Hijery ny anatiny

Manova Olona ny Baiboly

Jereo amin’ny tantaram-piainan’ny olona ato hoe tena mihatsara be ny toetran’ny olona maro maneran-tany, noho ny Tenin’Andriamanitra.

Fiainana Misy Dikany

Niova ny Fiainako ary Lasa Sambatra Aho!

Ho hitanao ato hoe ahoana no nanampian’ny Baiboly ny lehilahy iray tsy natoky tena sy tia nitokantokana hatramin’izy mbola kely.

Avotra Ihany ny Tokantranonay Noho ny Fanampian’Andriamanitra

Tena misy heriny ny torolalan’ny Baiboly ary afaka manampy an’izay mpivady rehetra manana olana.

Izao Aho vao Tena Manankarena!

Nahita zavatra sarobidy lavitra noho ny vola sy harena ny lehiben’ny orinasa iray. Ahoana no nataony?

Juan Pablo Zermeño: Nataon’i Jehovah Mahafinaritra Be ny Fiainako

Raha nampalahelo be ny fiainantsika taloha, dia mety hisy vokany lalina sy haharitra amintsika izany. Na dia hoatr’izany aza ny fiainan’i Juan Pablo, dia lasa nisy dikany ny fiainany tatỳ aoriana. Lasa sambatra sy nilamin-tsaina koa izy.

Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay Tany Amin’ny Efitrano Fanjakana

Tadidin’i Steve tsara hoe ahoana no nandraisana azy tamin’izy vao sambany nanatrika ny fivorian’ny Vavolombelon’i Jehovah tany amin’ny Efitrano Fanjakana.

Afaka Mandresy ny Fankahalana ve ny Fitiavana?

Mety ho sarotra ny mandresy ny fankahalana. Jereo hoe inona no nanampy ny Jiosy iray sy ny Palestinianina iray hahavita an’izany.

Voavaly Tsara tao Amin’ny Baiboly ny Fanontaniako

Hitan’i Ernest Loedi ny valin’ny fanontaniany. Lasa be fanantenana izy, noho izany.

Aoka Ianao ho Be Fanantenana Foana Rehefa Miatrika Olana

Lasa saina i Doris hoe nahoana no avelan’Andriamanitra hisy ny fijaliana. Tsy nampoiziny ny fomba nahitany ny valin’izany.

Fanontaniana Telo no Nanova ny Fiainako

Mpampianatra i Doris Eldred. Ny mpianany indray anefa no nampianatra azy ka nanampy azy hahita ny valin’ny fanontaniana nanahiran-tsaina azy.

Tsy Te ho Faty Aho!

Nanontany tena i Yvonne Quarrie indray mandeha hoe: ‘Maninona aho no nisy?’ Nanova ny fiainany ny valin’​io fanontaniana io.

Nahavita Be Tamiko i Jehovah

Nisy nametaveta i Crystal tamin’ny mbola kely. Lasa nifandray tamin’i Jehovah izy ary lasa nahatsiaro ho sambatra, satria nianatra Baiboly.

Tsy Mahamenatra Ahy Intsony Izao ny Fiainako

Inona no nanampy an’i Israel Martínez tsy hieritreritra hoe tsy misy ilana azy mihitsy izy?

Hitako hoe Mikarakara ny Marenina Andriamanitra

Tsy nahasakana an’i Jeson tsy hifandray tamin’Andriamanitra ilay izy hoe marenina.

Tsy Nankahala An’ny Dadanay Intsony Aho

Lasa nifoka rongony sy nisotro toaka i Renée. Afaka tanteraka tamin’izany anefa izy tatỳ aoriana. Fa inona no nampiova azy?

Afaka Manampy Olona Aho na dia Jamba Aza

Nijaly be i Julio Corio noho ny loza nanjo azy, ka lasa nieritreritra izy hoe tsy niraharaha azy Andriamanitra. Nanampy azy hiova hevitra anefa ny Eksodosy 3:7.

Tia Tena Be Aho Taloha

Nisy zavatra hitan’i Christof Bauer tao amin’ny Baiboly, ary nanova ny fiainany ilay izy. Inona izany?

Tiako Hanjaka ny Rariny

Te hiady tamin’ny tsy rariny i Rafika, ka niditra tamina fikambanana iray. Nianarany tao amin’ny Baiboly anefa tatỳ aoriana hoe ny Fanjakan’Andriamanitra ihany no hahavita hanafoana ny tsy rariny sy ny korontana.

“Tsy Mieritreritra ny Hanova An’izao Tontolo Izao Intsony Aho”

Nianatra Baiboly ny lehilahy mpitolona iray ka lasa nahafantatra hoe iza ihany no mahavita manova an’izao tontolo izao. Vakio ato ny tantarany.

Navelako ny Basiko

Jereo hoe ahoana no nanampian’ny Baiboly an’i Cindy mba tsy hahery setra intsony.

Tsy Nisy Izany Andriamanitra Izany Tamiko

Namolavola ny fiainan’ny tovolahy iray ny Kominisma sy ny fampianarana hoe tsy misy Andriamanitra. Nahoana anefa izy no lasa liana tamin’ny Baiboly?

Manova Olona ny Baiboly—Novambra 2012

Efa tsara asa ny olona iray nefa tsy sambatra. Ny iray kosa mpiloka be ary ny iray kivy tamin’ny fiainana. Tena sambatra anefa izy ireo izao. Inona no nataony?

Niova Zavatra Inoana

‘Be dia Be ny Fanontaniako Mbola Tsy Voavaly’

Pasitera i Mario taloha. Inona no naharesy lahatra azy hoe mampianatra ny marina momba ny Baiboly ny Vavolombelon’i Jehovah?

Namaly ny Fanontaniako Rehetra ny Baiboly

Tsy nino an’Andriamanitra intsony i Mayli Gündel rehefa maty ny dadany. Inona no nanampy azy hilamin-tsaina sy hino an’Andriamanitra indray?

Nampiasa Baiboly Foana ry Zareo!

Masera i Isolina Lamela ary avy eo lasa Kominista. Samy nandiso fanantenana azy anefa ireo. Nihaona tamin’ny Vavolombelon’i Jehovah izy tatỳ aoriana, ary nampian’izy ireo hahafantatra ny antony ahavelomantsika.

Nahita An’ilay ‘Perla Sarobidy’ Izy Ireo

Tsy mitovy ny fomba nahafantaran’i Mary sy Björn ny fahamarinana momba an’ilay Fanjakana. Nanova ny fiainan’izy ireo izany. Tamin’ny fomba ahoana?

Kivy Tamin’ny Fivavahana Aho

Mba te hahafantatra an’Andriamanitra i Tom, nefa nanjary diso fanantenana tamin’ny fivavahana. Lasa nanana fanantenana indray anefa izy rehefa nianatra Baiboly.

“Tsy Nanadino Ahy i Jehovah”

Nisy mpivavaka nafana fo nanontany hoe nahoana isika no maty ary inona no mitranga rehefa maty isika. Nahita valiny ihany izy, ary nanova ny fiainany izany.

“Te ho Lasa Mompera Aho”

Te ho lasa mompera i Roberto Pacheco, tamin’izy mbola kely. Inona no nahatonga azy hanova ny tanjony?

“Izaho Mihitsy no Tian’izy Ireo Hahita ny Marina”

Te ho lasa misionera mormon i Luis Alifonso. Nahoana anefa izy no nanova ny tanjony sy ny fiainany rehefa nianatra Baiboly?

Zava-mahadomelina sy Toaka

“Tsy Mahery Setra Intsony Aho”

Nisy nanontany i Michael Kuenzle tamin’izy niditra niasa hoe: “Andriamanitra ve no mahatonga ny fijaliana eto an-tany, araka ny hevitrao?” Niova be ny fiainany nanomboka teo.

Tena Nivarilavo Aho

Nifindra tany Etazonia i Solomone satria mba te ho sambatra. Lasa nidoroka zava-mahadomelina anefa izy tany, ary nigadra tamin’ny farany. Inona no nanampy azy hiova?

Tsisy Trano Nipetrahana Aho

Nahery setra be i Antonio taloha, mpidoroka zava-mahadomelina, ary mpiboboka toaka. Tsapany hoe tena tsisy dikany ny fiainany. Inona àry no nahatonga azy hiova?

Lasa Nahay Nanaja Tena sy Nanaja Vehivavy Aho

Nanova tanteraka ny fiainan’i Joseph Ehrenbogen ny zavatra novakiny tao amin’ny Baiboly.

“Nieritreritra Be Aho hoe Ahoana no Hiafaran’ny Fiainako”

Ho hitanao ao fa nanampy lehilahy iray hanova ny fahazarany sy ny fomba fisainany ny toro lalan’ny Baiboly, ka afaka nampifaly an’Andriamanitra izy.

Nankaleo Ahy ny Fomba Fiainako

Mamo lava i Dmitry Korshunov. Nanomboka namaky Baiboly isan’andro anefa izy. Niova izy, ka lasa sambatra. Inona no nanampy azy?

Manova Olona ny Baiboly—Oktobra 2012

Nisy olona roa nahavita niova ka niala tamin’ny toaka sy rongony, ary lasa sambatra. Ahoana no nataon’izy ireo?

“Izao vao Tena Sambatra Aho!”

Inona no toro lalan’ny Baiboly nanampy ny tovolahy iray tsy hifoka sigara sy rongony, ary tsy hisotro toaka be intsony?

Heloka Bevava sy Herisetra

“Lasa Nijaly Be Aho Satria Tia Vola Loatra Sady Nanao ny Tsy Marina”

Rehefa avy nafahana tany am-ponja i Artan, dia lasa fantany hoe marina ny zavatra lazain’ny Baiboly momba ny fitiavam-bola.

“Tsy Mahery Setra Be Intsony Aho”

Inona no nanampy an’i Sébastien Kayira tsy hahery setra be sy tsy hampijaly vady intsony?

“Ny Nataoko Ihany no Saika Nahafaty Ahy!”

Inona no nampiova ny jiolahy iray tany Salvadaoro?

Hafa Mihitsy Izao ny Fiheverako ny Olona

Nahery setra be i Sobantu taloha, nefa niova rehefa nahalala an’izay tena ampianarin’ny Baiboly. Miresaka amin’ny mpiara-monina aminy izy izao hoe mbola ho foana ny heloka bevava sy ny asan-jiolahy.

Mora Tezitra Be Mihitsy Aho

Niaiky ny lehilahy iray fa tena manova olona tokoa ny Baiboly. Jiolahim-boto mantsy izy taloha nefa niova. Lasa mifandray tsara amin’Andriamanitra izy izao.

Tezi-dava Aho Sady Nahery Setra

Te hiala tamin’​ny toetra ratsiny ny tovolahy meksikanina iray mpiady an-dalambe. Nahoana?

Mba Omeo Fiainana Milamina Aho, na dia Herintaona Fotsiny Aza!

Nanohina ny fon’i Alain Broggio ny 1 Jaona 1:9.

Nieritreritra Aho hoe Tena Afa-po Tamin’ny Fiainako

Nahery setra i Pawel Pyzara, nidoroka zava-mahadomelina, ary nitady asa be karama. Niova anefa izy rehefa avy niady tamin’ny lehilahy valo be izao.

Vao Mainka Aho Nihanahery Setra

Nahery setra be i Stephen McDowell. Tapa-kevitra ny hiova anefa izy rehefa nisy vonoan’olona saika nahavoaroiroy azy.

Lasa Fantatro hoe Mamela Heloka i Jehovah

Tsy azon’i Normand Pelletier ny ainy raha tsy manambaka olona izy. Nanohina ny fony anefa ny andinin-teny iray ao amin’ny Baiboly ka nilatsaka ny ranomasony.

Tia Niady Aho Satria Te Hanafoana ny Tsy Rariny sy ny Herisetra

Mpanao kung-fu nikoizana i Antoine Touma. Tena nanova ny fiainany anefa ny 1 Timoty 4:8.

Tsy Nisaraka Tamin’ny Basiko Mihitsy Aho

Jiolahy nahery setra i Annunziato Lugarà taloha, fa niova rehefa nivory indray mandeha tany amin’ny Efitrano Fanjakana.

“Maro no Nankahala Ahy”

Fantaro hoe nahoana ny fianarana Baiboly no nampiova lehilahy iray nahery setra.

Fanatanjahan-tena, Hira, Fialam-boly

Jason Worilds: Tsy Misy Hanenenanao Mihitsy Rehefa Manompo An’i Jehovah

Tsy maintsy ho sambatra mandrakizay ianao rehefa mampiasa ny fiainanao hanompoana an’i Jehovah.

Andrey Nesmachniy: Tsy Nisy Afa-tsy Baolina ny Fiainako!

Hitany hoe misy zava-dehibe kokoa noho ny hoe malaza sy manam-bola be.

Hoatran’ny hoe Nahazo An’izay Rehetra Niriko Aho!

Mbola tanora i Stéphane dia efa nalaza sy nanankarena. Mbola nahatsapa ihany anefa izy hoe nisy banga ny fiainany. Tena sambatra kosa izy izao! Ahoana no nataony?

Nahazo ny Loka Tsara Indrindra Aho

Nahoana ny lehilahy iray mpilalao tenisy matihanina no lasa mpampianatra Baiboly?

“Tena Tiako ny Haiady”

Nanontany ny namany i Erwin Lamsfus indray mandeha hoe: “Efa mba noeritreretin’ialahy ve hoe fa maninona àry isika no misy e?” Nanova ny fiainany ny valin’ilay fanontaniana.

Lavo Imbetsaka Aho fa Tafarina Ihany

Inona no nanampy ny lehilahy iray tsy ho andevozin’ny sary vetaveta intsony ary hilamin-tsaina?

Manova Olona ny Baiboly—Aprily 2013

Mpihira rock malaza i Esa, nefa mbola nahatsiaro ihany hoe tsy nisy dikany ny fiainany. Inona no nataon’io olo-malaza io mba ho tena sambatra?

Ny Manompo An’i Jehovah no Mampahatanjaka

Tia nisetrasetra be i Hércules taloha. Andinin-teny iray fotsiny ao amin’ny Baiboly anefa dia nanome toky azy hoe afaka miova izy. Lasa malemy fanahy sy be fitiavana kokoa izy.

Adalana Base-ball Aho!

Adalana fanatanjahan-tena i Samuel Hamilton. Niova anefa ny fiainany rehefa nianatra Baiboly izy.

“Niova Aho Rehefa Fantatro hoe ho Lasa Paradisa ny Tany”

Nanao fifaninanana mitaingina môtô i Ivars Vigulis mba hahazoana laza sy voninahitra. Nisy vokany taminy ve ny fahamarinana ara-baiboly?