Hijery ny anatiny

Ny Maha Izy Anao

Iza ianao, dia inona no fitsipika arahinao? Raha manana ny maha izy anao ianao, dia hahavita hitondra ny fiainanao fa tsy hamela olon-kafa hanao an’izany ho anao.

Ny Toetrako

Mba Hoatran’ny Ahoana àry Aho?

Fantaro ny zavatra inoanao, ny fitsipika arahinao, ny toetra tsaranao sy ny toetra ratsinao, ary ny tanjonao. Hahay hanapa-kevitra tsara ianao amin’izay rehefa misy ankizy mitarika haditra.

Resy Lahatra ve Aho?

Ho vitanao ny hiatrika olana raha fantatrao ny valin’izany

Ahoana no Hahaizako Miresaka Kokoa?

Soso-kevitra telo hanampy anao hahay hanomboka resaka sy hanohy an’izany.

Mety ve ny Maka Tahaka Olona Amin’ny Tele? Fizarana 1: Ho An’ny Ankizivavy

Tanora maro no mieritreritra hoe manana ny maha izy azy, nefa ny olona hitany amin’ny tele sy gazetiboky fotsiny no alainy tahaka.

Mety ve ny Maka Tahaka Olona Amin’ny Tele? Fizarana 2: Ho An’ny Ankizilahy

Sao dia vao mainka ianao tsy hisy mpitia raha maka tahaka olona amin’ny filma sy tele?

Mba Matotra Ihany ve Izaho Ity?

Tsy voatery ho azonao atao daholo izay azon’ny ankizy hafa atao. Nahoana?

Nahoana Aho no Mila Manao ny Marina?

Tsy ny olona mifraody ve no mahazo tombony?

Manao ny Marina ve Ianao?

Hanampy anao handini-tena ity fampiasana misy fizarana telo ity.

Tsy Mora Kivy ve Aho?

Tsy maintsy misy foana ny olana. Tena tsara àry raha miezaka ny tsy ho mora kivy ianao, na kely na lehibe ny olana atrehinao.

Ahoana no Hiatrehana Fiovana?

Tsy azo ialana ny fiovana. Ho hitanao ato hoe ahoana no nataon’ny tanora sasany mba hiatrehana azy ireny.

Manaiky Hahitsy ve Ianao?

Mahasosotra indraindray ny torohevitra na fanitsiana. Nahoana anefa izany no mahasoa?

Ahoana no Tokony Hataoko Rehefa Misy Manome Torohevitra Aho?

Mora tezitra na malahelo ny olona sasany raha vao tenenina kely fotsiny. Hoatr’izany koa ve ianao?

Inona no Azoko Atao mba Hiasa Tsara ny Feon’ny Fieritreretako?

Hita amin’ny fomba fiasan’ny feon’ny fieritreretanao hoe olona hoatran’ny ahoana ianao ary inona no zava-dehibe aminao. Diniho àry hoe olona hoatran’ny ahoana ianao.

Manavakavaka ve Ianao?

Efa nisy foana ny fanavakavahana hatramin’izay. Ianaro ao amin’ny Baiboly hoe inona no azonao atao raha tsy te hanavakavaka ianao.

Mitady ny Tonga Lafatra ve Aho?

Tsy mitovy ny hoe miezaka manao izay tsara indrindra vitanao, sy ny hoe miezaka mafy hanao zavatra tonga lafatra izay tsy ho vitanao mihitsy.

Ahoana Raha Tsy Tonga Lafatra Indraindray ny Zavatra Ataoko?

Hanampy anao hahay handanjalanja ity fampiasana ity, amin’izay ianao tsy manantena hoe hanao zavatra tsara be foana ianao na ny olon-kafa.

Tena Ratsy ve Ilay hoe Be Mpitia ao Amin’ny Internet?

Misy olona mahavita manao zavatra mety hahafaty azy mihitsy mba ho be mpitia sy ho be mpanaraka ao amin’ny tambazotran-tserasera. Tena ilaina ve anefa izany?

Ahoana no Hialako Amin’ilay hoe Mody Hendry Fotsiny?

Dingana efatra hanampy anao hiala amin’io fomba fiaina io.

Inona no Atao mba Tsy ho Voatarika Haditra?

Na ny ankizy hendry aza mety ho lasa haditra, rehefa voataonan’ny namany. Ahoana no fomba hialanao amin’izany?

Ahoana Raha Misy Manery Ahy Hanao Fianarana Ambony na Hampiaraka?

Ho hitanao ato hoe afaka manampy anao handresy fakam-panahy ny torolalan’ny Baiboly.

Eh! Aza Maditra Hoatr’ireny!

Misy zavatra efatra azonao atao ato, raha sendra misy ankizy mitarika anao haditra.

Mijoroa Amin’ny Hevitrao!

Jereo hoe inona no nanampy an’i Jeremia hilaza fampitandremana ho an’ny mponin’i Joda.

Olona Hoatran’ny Ahoana re no mba Hataoko Modely E?

Tsy dia hanana olana ianao raha manana olona atao modely. Vetivety dia ho tratranao ny tanjonao ka ho tafita ianao. Olona hoatran’ny ahoana anefa no hofidinao?

Iza no Tianao Hatao Modely?

Hanampy anao hisafidy an’izay olona tianao hatao modely ity fampiasana ity.

Ny Ataoko

Nahoana Aho no Tokony Hanampy Olona?

Roa, fara fahakeliny, ny soa ho azonao raha manampy olona ianao. Inona avy izany?

Zavatra Azo Atao Hanampiana Olona

Aza mitady lavitra intsony fa betsaka ny olona azonao ampiana. Araho fotsiny ireo dingana telo ato amin’ity fampiasana ity.

Ahoana no Hataoko Rehefa Izaho no Diso?

Manao diso daholo ny olona. Misy anefa tsy maka lesona amin’ny fahadisoany.

Inona no Hataoko mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy?

Te handresy fakam-panahy ve ianao? Miresaka zavatra telo azonao atao ity lahatsoratra ity.

Aza Manaiky ho Resin’ny Fakam-panahy

Azo atao tsara ny manohitra fakam-panahy. Misy hevitra 6 ato hanampy anao ho tapa-kevitra ny hanohitra fakam-panahy, ka tsy hidi-kizo amin’izany.

Ny Paoziko

Manao Ahoana ny Paoziko?

Fantaro hoe ahoana no hialana amin’ireo fandrika telo mpahazo ny tanora eo amin’ny resaka lamaody.

Topazo Maso ny Paozinao

Hanampy anao hifidy ny akanjo tena mety aminao ity fampiasana ity.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Bika Aman’endrika

Nahoana ny tanora sasany no lasa mifantoka be amin’ny bika aman’endrika? Inona no hanampy azy ireo hahay handanjalanja?

Maninona Aho no Tsy Tokony Hiasa Saina Be Loatra Amin’ny Paoziko?

Hianaranao ato hoe ahoana no hahaizanao mifehy foana ny fihetseham-ponao.

Mifantoka Be Loatra Amin’ny Bikako ve Aho?

Tsy tianao mihitsy ve ny bikanao? Inona no azonao atao mba tsy hiferinaina be?

Maninona àry Aho no Miasa Saina Amin’ny Bikako?

Kivy ve ianao rehefa mahita ny bikanao eo amin’ny fitaratra? Inona no azonao hatsaraina amin’ny tenanao?

Tokony Hanao Tatoazy ve Aho?

Inona no hanampy anao hahay hanapa-kevitra?

Diniho Tsara Aloha sao dia Tsy Mahasoa!

Mety ve raha andinin-teny no atao tatoazy?