Hijery ny anatiny

Fihetseham-po

Be dia be ny tanora mahatsiaro ho irery, manahy be, kivy be, ary reraka be. Jereo ato hoe ahoana no azonao ifehezana ny fihetseham-ponao.

Fihetseham-po Manimba

Ahoana no Ahaizako Mifehy ny Fihetseham-poko?

Mety hiady saina ianao fa miovaova be ny fihetseham-ponao. Azonao fantarina anefa hoe nahoana ilay izy no mitranga, ary ahoana no hifehezanao an’ilay izy.

Tianao ve ny Hahay Hifehy ny Fihetseham-ponao?

Natao hanampiana anao hahay hifehy fihetseham-po ity fampiasana ity, indrindra rehefa misy zavatra mampalahelo na mampahatezitra, na koa mahafaly.

Inona no Azoko Atao mba Tsy Hieritreretako Zavatra Mahakivy?

Hanampy anao ho falifaly ny soso-kevitra ato.

Inona no Hataoko Raha Kivy Be Aho?

Ho hitanao ato ny soso-kevitra mety hanampy anao ho salama indray.

Inona no Hataoko Raha Kivikivy Aho?

Inona no mety hanampy anao, raha kivikivy ianao?

Inona no Hataoko mba Tsy Halahelo Be Intsony Aho?

Misy soso-kevitra hanampy anao ho falifaly indray ato.

Malahelo Be ve Ianao Rehefa Tsy Misy Namana?

Mankarary ny malahelo lava, mitovy amin’​⁠ny mifoka sigara 15 isan’​⁠andro ny vokatr’​⁠ilay izy. Ahoana no atao mba tsy halahelo be rehefa tsy misy namana?

Inona no Hataoko mba Tsy Hanahy Be Loatra Aho?

Resahina ato fa misy zavatra dimy azonao atao mba hahasoa anao ny fanahiana, fa tsy hisy vokany ratsy eo aminao.

Inona no Ataoko fa Tsy Voafehiko ny Hatezerako?

Jereo ato ireo andinin-teny dimy hanampy anao ho tony, rehefa misy mampahatezitra anao.

Mahaiza Mifehy Tena Rehefa Tezitra

Soso-kevitra 5 avy ao amin’​ny Baiboly, hanampy anao hifehy tena rehefa tezitra.

Mitady ny Tonga Lafatra ve Aho?

Tsy mitovy ny hoe miezaka manao izay tsara indrindra vitanao, sy ny hoe miezaka mafy hanao zavatra tonga lafatra izay tsy ho vitanao mihitsy.

Ahoana Raha Tsy Tonga Lafatra Indraindray ny Zavatra Ataoko?

Hanampy anao hahay handanjalanja ity fampiasana ity, amin’izay ianao tsy manantena hoe hanao zavatra tsara be foana ianao na ny olon-kafa.

Olana

Ahoana no Hiatrehana Fiovana?

Tsy azo ialana ny fiovana. Ho hitanao ato hoe ahoana no nataon’ny tanora sasany mba hiatrehana azy ireny.

Tsy Mora Kivy ve Aho?

Tsy maintsy misy foana ny olana. Tena tsara àry raha miezaka ny tsy ho mora kivy ianao, na kely na lehibe ny olana atrehinao.

Inona no Azoko Atao Rehefa Ilay Malahelo Be Iny Aho?

Mitaky fotoana vao mihena ny halahelo tsapantsika. Diniho ny soso-kevitra ato amin’ity lahatsoratra ity dia jereo hoe inona avy no afaka manampy anao.

Ahoana no Hiatrehako Olana Lehibe?

Mitantara ny fomba niatrehany olana ny tanora roa.

Ahoana Raha Maty ny Dadanao na ny Mamanao?

Mafy be izany hoe maty ray na reny izany. Inona no hanampy ny tanora hizaka ny alahelony?

Ahoana no Hataoko fa Izaho Te ho Faty?

Misy soso-kevitra efatra hanampy anao ho tia miaina indray ato.

Inona no Ataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Ankizy maro no tsy afa-manoatra rehefa misy mampijaly. Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe inona no azo atao raha misy mampijaly ianao.

Ahoana no Hataoko fa Ampijalin’ny Ankizy Aho?

Tsy azonao terena tsy hampijaly anao intsony ny ankizy, nefa azonao ovana ny fomba iatrehanao an’ilay izy.

Tsy Mila Miady Nefa Mandresy!

Fantaro hoe nahoana no misy olona tia mampijaly kely ary ahoana no hiatrehana an’izany.

Ahoana Raha Misy Olona Ratsy Fanahy Amiko ao Amin’ny Internet?

Inona no tokony ho fantatrao, ary inona no azonao atao?

Misy Ratsy Fanahy Aminao ve ao Amin’ny Internet?

Misy olona manaratsy na mampitahotra ve ianao ao amin’ny Internet? Misy safidy maromaro azonao atao ato, ka diniho izay mety hahatsara na haharatsy azy.

Misy Vokany eo Amiko ve ny Fampiasana Tambazotran-tserasera?

Mahatamana be ny tambazotran-tserasera. Misy soso-kevitra vitsivitsy hanampy anao hifehy an’izany ato.

Ahoana no Hiatrehako ny Fiovana eo Amin’ny Vatako?

Ho hitanao ato hoe inona avy ireo fiovana eo aminao sy ny fomba hiatrehanao azy ireny.

Fa Maninona Aho no Lasa Mampijaly Tena?

Betsaka ny tanora mampijaly tena. Ahoana no azonao ialana amin’izany raha manao izany koa ianao?

Ahoana no Ataoko mba Tsy ho Reraka Be Loatra?

Inona no mahatonga ny ankizy ho reraka be loatra? Mety ho hoatr’izany koa ve ianao? Inona àry no azonao atao?

Inona no Hataoko fa Nisaraka Izahay?

Hanampy anao ity fampiasana ity mba tsy halahelo be intsony.

Inona no Tokony ho Fantatro Momba ny Fametavetana? Fizarana 2: Ahoana Raha Efa Niharan’izany Aho?

Vakio ato izay nolazain’ireo efa nisy nametaveta. Nanamelo-tena izy ireo taloha, nefa efa tsy toy izany intsony.