Hijery ny anatiny

Fahazaran-dratsy

Mora azo ny fahazaran-dratsy nefa sarotra ialana! Miresaka fahazaran-dratsy maromaro ity fizarana ity. Resahina ato koa hoe inona no azonao atao mba hialana amin’ilay izy sy hananana fahazarana tsara.

Fifampiresahana

Ahoana no Ataoko Raha Misy Mifosafosa?

Mila manao zavatra haingana ianao, raha vao mitady hivadika ho fosafosa ny resaka!

Tena Tsy Mety ve ny Miteny Ratsy?

Nahoana tokoa moa no hoe ratsy ny miteny ratsy nefa ilay izy aza be mpanao?

Miankin-doha

Nahoana Aho no Tsy Tokony Hijery Sary Vetaveta?

Inona no itovizan’ny hoe mijery sary vetaveta sy mifoka sigara?

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hijery Sary Vetaveta?

Nahoana no tsy ampy ny hoe manisy programa manasivana ny zavatra mipoitra, rehefa mampiasa Internet?

Ahoana Raha Zatra Mijery Sary Vetaveta Aho?

Afaka manampy anao hahatakatra ny maha ratsy ny sary vetaveta ny Baiboly.

Aza Simbana Amin’ny Setroka ny Fiainanao

Be dia be izao no mifoka sigara. Betsaka koa anefa no efa niala tamin’izany ary maro no mbola miady mafy. Nahoana? Tena ratsy ve ny mifoka sigara?

Inona no Hataoko mba Tsy ho Resin’ny Fakam-panahy?

Te handresy fakam-panahy ve ianao? Miresaka zavatra telo azonao atao ity lahatsoratra ity.

Aza Manaiky ho Resin’ny Fakam-panahy

Azo atao tsara ny manohitra fakam-panahy. Misy hevitra 6 ato hanampy anao ho tapa-kevitra ny hanohitra fakam-panahy, ka tsy hidi-kizo amin’izany.

Fandaminana Fotoana

Mety ve Ilay hoe Manao Zavatra Be dia Be Indray Miaraka?

Vitantsika ve ilay hoe manao zavatra be dia be indray miaraka sady mifantoka tsara amin’izy rehetra?

Inona no Hanampy Ahy Tsy Hangataka Andro?

Misy soso-kevitra hanampy anao tsy hangataka andro ato.

Ny Hevitry ny Tanora Momba ny Fangatahana Andro

Henoy izay lazain’ny tanora momba ny maha ratsy ny mangataka andro, sy ny soa azo raha mahay mampiasa fotoana.