Hijery ny anatiny

Jesosy

Iza moa i Jesosy?

Olona Tsara Fotsiny ve i Jesosy?

Nahoana no i Jesosy avy any Nazareta no nanan-kery be indrindra teo amin’ny fiainan’ny olona hatramin’izay?

Andriamanitra Mahery Indrindra ve i Jesosy?

Inona no nolazain’i Jesosy momba ny toerany eo anatrehan’Andriamanitra?

Nahoana i Jesosy no Antsoina hoe Zanak’Andriamanitra?

Ahoana no maha Zanak’Andriamanitra an’i Jesosy, nefa Andriamanitra tsy hoe nanambady sy niteraka?

Tena i Jesosy Tokoa ve no Mesia Raha Jerena ny Faminaniana Momba ny Mesia?

Tanteraka tamin’olon-kafa koa ve ny faminaniana momba ny Mesia?

Iza no Atao hoe Antikristy?

Mbola ho avy ve ny antikristy sa efa misy?

Inona ny Tenin’Andriamanitra ary Iza Ilay Antsoina hoe Tenin’Andriamanitra?

Misy heviny maromaro ny hoe tenin’Andriamanitra ao amin’ny Baiboly.

Iza i Mikaela Arkanjely?

Manana anarana hafa koa izy, ary izay anarany izay no mety hahafantaranao azy kokoa.

Fiainan’i Jesosy Tetỳ An-tany

Oviana i Jesosy no Teraka?

Nahoana no natao 25 Desambra ny Krismasy?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba An’i Maria Virjiny?

Misy milaza hoe tsy nandova ota i Maria renin’i Jesosy. Mampianatra an’izany ve ny Baiboly?

Iza Ireo “Magy Telo”? Nasain’Andriamanitra Nanaraka An’ilay ‘Kintan’i Betlehema’ ve Izy Ireo?

Misy teny isan-karazany ampiasain’ny olona rehefa Krismasy, nefa tsy ao amin’ny Baiboly izy ireny.

Mino ve ny Manam-pahaizana fa Tena Nisy i Jesosy?

Jereo hoe inoan’izy ireo sa tsia fa tena nisy i Jesosy.

Milaza ny Marina Momba ny Fiainan’i Jesosy ve ny Baiboly?

Jereo ny zavatra sasany momba ny fitantaran’ny Filazantsara sy ny sora-tanana tranainy indrindra fantatra.

Hoatran’ny Ahoana i Jesosy?

Manampy antsika haka sary an-tsaina ny Baiboly hoe hoatran’ny ahoana izy.

Nanambady ve i Jesosy? Nanana Iray Tam-po ve Izy?

Tsy milaza mivantana ny Baiboly hoe nanambady i Jesosy. Ahoana àry no hahalalana raha nanambady tokoa izy na tsia?

Oviana no Nosoratana ny Fitantarana Momba ny Fiainan’i Jesosy?

Hafiriana taorian’ny nahafatesan’i Jesosy no nosoratana ireo Filazantsara?

Fahafatesan’i Jesosy sy Fitsanganany

Nahoana no Maty i Jesosy?

Nahoana no mahasoa antsika ny nahafatesany?

Maty teo Amin’ny Lakroa ve i Jesosy?

Maro no mieritreritra hoe ny lakroa no tena famantarana ny Fivavahana Kristianina. Tokony hampiasaina amin’ny fivavahana ve izy io?

An’i Jesosy Tokoa ve Ilay Lambam-paty any Turin?

Misy zavatra telo momba an’ilay lambam-paty hanampy antsika hahita ny valiny.

Nofo Aman-dra sa Fanahy i Jesosy Rehefa avy Natsangana Tamin’ny Maty?

Milaza ny Baiboly fa ‘fanahy i Kristy rehefa novelomina.’ Nahoana àry ny mpianany no afaka nahita azy sy nikasika azy, taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty?

Anjara Asan’i Jesosy Amin’ny Fikasan’Andriamanitra

Nahoana no Lazaina fa Mpamonjy i Jesosy?

Nahoana isika no mila an’i Jesosy hiangavy ho antsika? Rehefa mino an’i Jesosy fotsiny ve ianao dia voavonjy?

Ampy ve ny Mino An’i Jesosy Raha Te ho Voavonjy?

Milaza ny Baiboly fa misy olona sasany mino an’i Jesosy nefa tsy ho voavonjy. Nahoana?

Nahoana ny Soron’i Jesosy no Lazaina fa “Avotra Hisolo ny Maro”?

Nahoana no manafaka amin’ny ota ny avotra na vidim-panavotana?

Nahoana ny Vavaka no Tokony Hatao Amin’ny Anaran’i Jesosy?

Manome voninahitra an’Andriamanitra isika sady manaja an’i Jesosy, rehefa ataontsika amin’ny anaran’i Jesosy ny vavaka ataontsika. Nahoana?

Inona no Atao hoe Fiavian’i Kristy?

Ho hita maso ve izy rehefa tonga?