Hijery ny anatiny

Fanjakan’Andriamanitra

Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

Fantaro hoe nahoana ny Fanjakan’Andriamanitra no ambony noho ny fanjakana hafa.

Ao Am-ponao ve ny Fanjakan’Andriamanitra?

Inona no tian’ny Baiboly holazaina rehefa nilaza izy hoe “ny fanjakan’Andriamanitra dia ao anatinareo”?

Inona no Hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra?

Jereo hoe inona no azonao antenaina avy amin’ny Fanjakan’Andriamanitra rehefa hanjaka eto an-tany izy io.

Inona no Asehon’ny Fanisan-taonan’ny Baiboly Momba ny Taona 1914?

Miresaka ny fotoana hifaranan’ny fitondram-panjakan’olombelona ilay faminaniana momba ny “fe-potoana fito” ao amin’ny Daniela 4.

Ahoana no Hampisy Fiadanana etỳ An-tany?

Jereo ilay fampanantenan’Andriamanitra hoe hampiasa ny Fanjakany mba hampiadana ny tany.

Inona no Atao hoe ‘Lakilen’ilay Fanjakana’?

Inona no nilana an’ireo lakile telo? Natao an’iza avy izy ireo? Iza no nampiasa azy ireo?