Hijery ny anatiny

Evolisiona sy Famoronana

Ahoana no Nampisy ny Fiainana?

Olona maro nahita fianarana no lasa mieritreritra hoe tsy marina ny evolisiona na fiovana miandalana, ary manam-pahaizana momba ny siansa ny maro amin’izy ireny.

Ahoana Marina no Namoronana Izao Rehetra Izao?

Mifanaraka amin’ny siansa ve izay lazain’ny Baiboly momba ny famoronana?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Mpamorona?

Mifanaraka amin’ny voka-pikarohana hitan’ny mpahay siansa ve ny fitantarana ao amin’ny Baiboly?

Nampiasa ny Evolisiona ve Andriamanitra mba Hamoronana ny Zavamananaina Isan-karazany?

Milaza ny mpahay siansa hoe misy fiovana kely amin’ny zavamananaina sasany indraindray. Tsy misy milaza mihitsy ao amin’ny Baiboly hoe diso izany.

‘Iza no Tokony Hinoako?’

Matetika no sahiran-tsaina ny ankizy nampianarina hoe nisy namorona ny zava-drehetra.

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Famoronana?

Milaza ny Baiboly fa enina “andro” ny famoronana. Naharitra 24 ora avy ve ireo andro ireo?

Tanora Miresaka Momba ny Finoana An’Andriamanitra

Ho hitanao ato amin’ity video maharitra telo minitra ity hoe nahoana ny tanora sasany no mino fa misy ny Mpamorona.

Manambara ny Voninahitr’Andriamanitra ny Hakanton’ny Zavaboary

Firy ny zavaboarin’Andriamanitra hitanao isan’andro? Hita amin’ny zavatra noforoniny hoe faran’izay mahay sy tena tia antsika izy.

Planeta Natao Hiainana

Nahoana no azo iainana eto an-tany? Zavatra maromaro, izay heverin’ny olona sasany fa nisy ho azy, no mahatonga izany. Nisy ho azy tokoa ve ireny sa noforonina?

Ilay Singa Mahavariana

Io no singa ilaina indrindra eo amin’ny fiainana. Inona izy io, ary nahoana izy io no tena ilaina?

Toy ny Fitehirizam-boky ny Selanao!

Nahoana ny mpahay siansa sasany no lasa tsy nino ny evolisiona intsony?

Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 1: Haiko ve ny Manaporofo fa Misy Andriamanitra?

Mino ve ianao fa tena misy Andriamanitra? Tianao ve raha tsy menatra na matahotahotra ianao, rehefa manazava an’izany? Ato misy torohevitra.

Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 2: Tena Mitombina ve ny Fampianarana Momba ny Evolisiona?

Diniho ato ireo antony roa tokony handinihana raha marina na tsia ny fampianarana momba ny evolisiona.

Nisy ho Azy ve ny Fiainana sa Noforonina? Fizarana 3: Nisy Namorona Tokoa ve Izao Rehetra Izao?

Manohitra ny siansa ve ianao raha mino fa nisy namorona izao rehetra izao?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Evolisiona?

Mifanohitra amin’ny siansa ve ny zavatra lazain’ny Baiboly momba ny famoronana?

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Dinôzôro?

Mifanaraka amin’ny siansa ve izay lazainy momba ny dinôzôro?