Hijery ny anatiny

Ranabavy Galina Komissarova

1 MEY 2024
ROSIA

“Tsy Te Hanana Fiainana Hafa Aho”

“Tsy Te Hanana Fiainana Hafa Aho”

Tsy ho ela dia hamoaka didy momba ny raharaha mahakasika ny Ranabavy Galina Komissarova ny Fitsaram-paritr’i Tsentralniy any Tolyatti, any amin’ny Faritr’i Samara. Tsy mbola nilaza ny sazy homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Hoatran’i Galina, dia sarobidy amintsika ilay hoe mahafantatra an’i Jehovah sy manompo azy amin’ny fo manontolo, satria fantatsika hoe “an’i Jehovah” isika.​—Romanina 14:8.

Zava-nitranga

  1. 7 Septambra 2023

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  2. 8 Septambra 2023

    Nosavana ny tranony ary natao famotorana i Galina

  3. 19 Septambra 2023

    Tsy nahazo nanao dia lavitra

  4. 18 Desambra 2023

    Nanomboka notsaraina