Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW Library Amin’ny Windows

JW Library Amin’ny Windows

Ny JW Library dia programa ofisialy noforonin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Misy Baiboly dikan-teny maromaro ao, ary misy boky sy bokikely fianarana Baiboly.

 

 

Inona ny Vaovao?

Febroary 2024 (JW Library 14.2)

  • Ampiasao ilay hoe Hanapaka, ao amin’ny video na raki-peo ao amin’ny Lisitra, raha te handefa ny ampahan’ilay video na raki-peo ianao.

Septambra 2023 (JW Library 14.1)

  • Azo aseho ny fomba fanononana ny pinyin sy furigana ho an’ny teny sinoa sy japoney, raha misy.

Jolay 2023 (JW Library 14)

  • Mamoròna lisitra video sy feo ary sary. Azonao ampiasaina na ovaovana ao amin’ilay fizarana hoe “Étude individuelle” ny lisitra noforoninao.

  • Lasa hita miaraka amin’ny soratra hafa rehetra izao ny naoty ampidirinao eo amin’ny fanontaniana sy eo amin’ny fanazavana miaraka amin’ny sary.

  • Ny fitaovana misy Windows 10 Version 1903 no ho miakatra ihany no afaka mampiasa ny JW Library 14.

 

ATO AMIN’ITY FIZARANA ITY

Fanontaniana Fametraky ny Olona: JW Library (Windows)

Jereo ato ny valin’ny fanontaniana fametraky ny olona.