MIFOHAZA! Jolay 2015 | Ahoana no Hiatrehanao ny Olana Mahazo Anao?

Be dia be ve ny olana mahazo anao? Jereo ato hoe inona no azonao atao mba hiatrehana an’izany.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ahoana no Hiatrehanao ny Olana Mahazo Anao?

Mbola afaka ny handeha tsara foana ny fiainanao, na eo aza ny olana tsy ampoizina.

MATOAN-DAHATSORATRA

Olana: Tsy Azo Ovana ny Zava-misy

Misy soso-kevitra efatra hanampy anao ato, raha hoatran’ny tsy azo anoarana ny toe-javatra misy anao.

MATOAN-DAHATSORATRA

Olana: Be Atao Loatra

Raha enjehinao daholo ity rehetra ity, dia mety ho reraka ianao ka tsy hahavita na inona na inona intsony. Inona no hanampy anao tsy hiady saina loatra?

MATOAN-DAHATSORATRA

Olana: Tsy Voafehy ny Fihetseham-po

Be fanahiana, na tezi-dava, na malahelo foana ve ianao? Misy soso-kevitra hanampy anao hiatrika an’izany ato.

MATOAN-DAHATSORATRA

Ho Vitanao ny Hiatrika ny Olana Mahazo Anao

Mety ho tsotra tsy araka ny nieritreretanao azy ny fomba hiatrehana ny olana eo amin’ny fiainana.

TANY SY MPONINA

Fitsidihana An’i Mongolia

Tia mandray vahiny ireo mpifindrafindra monina mipetraka any amin’ilay “Tanin’ny Lanitra Manga.”

HO AN’NY FIANAKAVIANA

Ahoana Raha Nisaraka Ianareo Roa?

Ahoana no hiatrehanao ny fiainana indray raha nisaraka tamin’​ilay olona nirinao ho vady ianao?

FANTARO IZAY LAZAIN’NY BAIBOLY

Asa

Tsara daholo ve rehefa asa?

Inona no Tokony ho Fantatrao Momba ny Tazomoka?

Afaka miaro tena ianao mba tsy ho voan’ny tazo, raha mipetraka any amin’ny toerana be tazo na mikasa ho any amin’ny toerana toy izany.

NISY NAMORONA VE?

Ny Valanoranon’ny Voay

Avo telo heny noho hamafin’ny kaikitry ny liona sy ny tigra ny an’ny voay. Mora mahatsapa zavatra noho ny tendron’ny rantsantanana anefa ny valanoranony. Nahoana?

Zavatra Hafa ato Amin'ny Internet

Ratsy ny Mangalatra

Tsy mampaninona an’i Jehovah ve ny mangalatra? Vakio ny Eksodosy 20:15. Jereo ato amin’ity video ity izay nataon’i Kaleba.