Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW LIBRARY SIGN LANGUAGE

Hitsin-dalana Fandefasana Video

Hitsin-dalana Fandefasana Video

Fihetsika Amin’ny Efijery Tactile

Raha tactile ny efijerin’ny fitaovanao, dia mampiasà fihetsika rehefa mandefa video.

  • Tsindrio amin’ny rantsantanana roa ilay video raha te handefa na hampiato azy ianao.

  • Ataovy mikorisa miankavia ny tananao raha hifindra any amin’ny marika manaraka. Ataovy mikorisa miankavanana ny tananao raha hiverina any amin’ny marika teo aloha.

  • Ataovy mikorisa miakatra ny tananao raha tianao hampitomboina ny hafainganany. Ataovy mikorisa midina ny tananao raha tianao hahena ny hafainganany.

Hitsin-dalana Amin’ny Klavie

Raha fitaovana Windows misy klavie no ampiasainao, dia ampiasao ireto hitsin-dalana ireto rehefa mandefa video:

Hiverina

Flesy Ankavia

Hiverina 5 segondra

Ctrl + Flesy Ankavia

Handefa/Hampiato

Barre d’espace

Handroso 15 segondra

Ctrl + Flesy Ankavanana

Manaraka

Flesy Ankavanana

Hiala

Échap

Video teo aloha

Page Précédente

Video manaraka

Page Suivante

Hampitombo ny hafainganany

Ctrl + Flesy Miakatra

Hampihena ny hafainganany

Ctrl + Flesy Midina