Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

JW LIBRARY SIGN LANGUAGE

JW Library Sign Language: Fanontaniana Fametraky ny Olona

JW Library Sign Language: Fanontaniana Fametraky ny Olona

Mety amin’ireto fitaovana ireto ny JW Library Sign Language:

Android

  • Tablette na telefaonina Android 4.4 na ambonin’izay

  • Tablette Kindle Fire HD mampiasa Fire OS 4.6.6.1 na ambonin’izay

iOS

  • iPad 4 na taorian’izay (mampiasa iOS 10.0 na ambonin’izay)

  • iPhone 5 na taorian’izay (mampiasa iOS 10.0 na ambonin’izay)

  • iPod touch 6egeneration (mampiasa iOS 10.0 na ambonin’izay)

Windows

  • Tablette, ordinatera, telefaonina mampiasa Windows 10 (Version 1709, OS Build 16299) na ambonin’izay

 

Rehefa maka zavatra iray ao JW Library Sign Language ianao dia ny pejy misy ny loha hevitra no alain’ilay programa, anisan’izany ny sary sy ny lohatenin’ny toko.

Tsindrio ilay bokotra Haka eny amin’ny faran’ny ambonin’ilay programa, raha haka ny video rehetra ao amin’ny zavatra iray ianao. Tsindrio kosa ilay bokotra Haka eo akaikin’ilay lohateny, raha haka video ho an’ny lohateny iray ianao.

Mety ho afaka hanampy anao ny olona iray mahay tsara ny JW Library Sign Language. Raha tsy izany dia antsoy ny biraon’ny sampana akaiky anao.