Hijery ny anatiny

Tianay Hitohy Foana Izao

Tianay Hitohy Foana Izao

Nahafinaritra be ilay fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana tany Yangon, any Myanmar. Firenena mitokana kely efa hatramin’ny ela i Myanmar. Hita tamin’iny fivoriambe iny anefa hoe mifankatia sy miray saina hoatran’ny mpihavana isika.