Fotoana Manokana

FOTOANA MANOKANA

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Mikatsaka ny Fanjakan’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato ireo mpirahalahy maneran-tany, izay tonga mba hianatra momba ny Fanjakan’Andriamanitra.

FOTOANA MANOKANA

Fivoriambe Iraisam-pirenena 2014: Mikatsaka ny Fanjakan’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah

Jereo ato ireo mpirahalahy maneran-tany, izay tonga mba hianatra momba ny Fanjakan’Andriamanitra.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Amin’ny Teny Tagalog Natao Tany Roma: “Tena Fivoriam-pianakaviana”

Sambany ny Vavolombelon’i Jehovah an’arivony miteny tagalog any Eoropa, no nanao fivoriamben’ny vondrom-paritra naharitra telo andro.

Tianay Hitohy Foana Izao

Jereo ato fa mifankatia sy miray saina ny olona samy hafa foko, fiteny, ary firenena, mandritra ny fivoriambe iray tany Yangon, any Myanmar.

Toerana 19 000 Be Izao no Nofandrihana!

Afaka nanatrika fivoriambe tany aminy sady nitsidika havana ny misionera sy ny mpanompo manontolo andro manokana hafa manompo any ivelan’ny taniny, satria nampian’ny Filan-kevi-pitantanan’ny Vavolombelon’i Jehovah.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-138 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Nahazo diplaoma ny kilasy faha-138 tamin’ny 14 Martsa 2015. Nampirisihina hianatra momba an’i Jehovah sy hanahaka an’i Jesosy ny mpanatrika rehetra.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-138 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nasongadina tamin’ilay fandaharana hoe ahoana no azon’ireo mpianatra ampiasana ny zavatra nianarany, mba hanampiana ny hafa. Nisy hira vaovao efatra natao koa tamin’ilay izy.

Mifankatia Tokoa ny Mpanatrika Fivoriambe Tany Francfort, any Alemaina

Olona an’arivony tsy mitovy fiaviana sy kolontsaina ary fiteny no tafaraka nefa miray saina tsara.

Nampahery ny Vavolombelona any Rosia sy Ukraine ny Filan-kevi-pitantanana

Nitsidika an’i Rosia sy Ukraine ny Filan-kevi-pitantanana mba hampahery an’ireo Vavolombelon’i Jehovah namany any. Nisy korontana ara-politika mantsy tany.

Faly Nandray ny Vavolombelon’i Jehovah ny Tanànan’i Atlanta

Nankasitrahan’ny manam-pahefana sady noraisiny tsara ireo mpanatrika fivoriambe avy any amin’ny firenena 28 mahery, tamin’ny Jolay sy Aogositra 2014.

Tatitra Momba ny Fivoriana Fanao Isan-taona Oktobra 2014

Nanamarihana ny faha-100 taona niorenan’ny Fanjakan’ny Mesia io fivoriana manan-tantara io.

Fivoriana Fanao Isan-taona 2014

Vahiny an’arivony no tonga nanatrika ny fivoriana faha-130 nataon’ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fanamarihana ny faha-100 taonan’ny Fanjakan’Andriamanitra.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-137 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Nampirisihina ny rehetra mba hanetry tena foana sy handatsaka ao am-po ny hevitr’i Jehovah.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-137 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Efa hatramin’ny 1943 ny Sekolin’i Gileada no nampiofana olona, mba hahatonga azy ireo hanana fahalalana marina momba an’Andriamanitra. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoma.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-136 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nisy lahateny ara-baiboly, fanadinadinana an’ireo mpianatra, ary fampisehoana ny zava-nitranga teny amin’ny fanompoana.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-136 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Nampirisika ny mpianatra hanahaka ny toe-tsain’i Jesosy ny mpampianatra sy mpandahateny hafa. Nankafy an’ireo fanadinadinana sy fijerena ny zavatra hitan’ny mpianatra teny amin’ny fanompoana ny mpanatrika.

Video: Fivoriana Fanao Isan-taona—Oktobra 2012

Vahiny avy any amin’ny tany maro no nanatrika ny fivoriana faha-128 nataon’ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.

Nampitaina Mivantana Tamin’ny Alalan’ny Internet Ilay Fandaharana

Ahoana no nahafahan’ny olona maherin’ny 1,4 tapitrisa, tany amin’ny firenena 31, hanatrika an’io fandaharana tena manokana io?

Tatitra Momba ny Fivoriana Fanao Isan-taona—Oktobra 2013

Olona 1400000 mahery tany amin’ny tany 31 no nanatrika an’ilay fivoriana namoahana Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina amin’ny teny anglisy.

Fivoriana Fanao Isan-taona—Oktobra 2013

Jereo ny zava-nisongadina tamin’io fotoan-dehibe io, izay nampitaina tany amin’ny toerana 1 830.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Tany Israely

Nahavariana ny nahita olona samy hafa fiaviana niara-nivory tamin’ny 2012 tany Tel Aviv, any amin’ny tany voazarazaran’ny fivavahana sy ny fitiavan-tanindrazana.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-135 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Olona 10000 mahery no nanatrika an’io fotoan-dehibe tamin’ny 14 Septambra 2013 io. Ho hitanao ato ny zava-nisongadina tamin’ilay fandaharana.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-135 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Mampiofana mpitory Vavolombelon’i Jehovah za-draharaha io sekoly io mba hahafahan’izy ireo hahita vokatra bebe kokoa any amin’izay anendrena azy.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Tany Irlandy

Nisy fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana hoe “Arovy ny Fonao!” natao tany Dublin any Irlandy, tamin’ny 2012. Nandray tsara ny vahiny ny Vavolombelon’i Jehovah tany. Jereo ato ny momba izany.

Fivoriamben’ny Vondrom-paritra Manokana Nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah

Vao haingana izay ny Vavolombelon’i Jehovah no nanao fivoriamben’ny vondrom-paritra manokana tany Brezila, Costa Rica, Hong-Kong, Irlandy, Israely, Nouvelle-Zélande, ary Soeda.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-134 Amin’ny Sekolin’i Gileada

Nampiofana misionera ny Sekolin’i Gileada, tato anatin’ny 70 taona. Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoma.

Video: Fanadinadinana: Sekolin’i Gileada, Kilasy Faha-133

Ampahany amin’ny fanadinadinana natao tamin’ny mpianatra roa nanatrika ny kilasy faha-133 amin’ny Sekolin’i Gileada.

Video: Fizarana Diplaoman’i Gileada—Kilasy Faha-133

Jereo ny zava-nisongadina tamin’ny fizarana diplaoman’ny kilasy faha-133 amin’ny Sekolin’i Gileada.

Video: Zava-nisongadina Tamin’ilay Fivoriambe Maneran-tany Tamin’ny 1963

Jereo ato ny ampahany amin’ilay filma maharitra adiny roa momba an’ilay fivoriambe hoe “Vaovao Tsara Mandrakizay”, natao maneran-tany tamin’ny 1963.

Ilay Fivoriambe Natao “Maneran-tany”

Vavolombelon’i Jehovah 583 no nandeha nitety an’izao tontolo izao, nandritra ny roa volana sy tapany, 50 taona lasa izay.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-134 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Fizarana diplaoman’ny kilasy faha-134 amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada tamin’ny 9 Martsa 2013. Inona avy no vokatra azo noho io sekoly io, nandritra izay 70 taona nisiany izay?

Tatitra Momba ny Fivoriana Fanao Isan-taona—Oktobra 2012

Olona an’arivony no nihaino ny tatitra mampahery sy ny famakafakana ny Matio 24:45-47 tamin’ny fivoriana faha-128 nataon’ny fikambanana Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania.

Fizarana Diplaoman’ny Kilasy Faha-133 Amin’ny Sekoly Ara-baibolin’i Gileada

Mpianatra 48 maneran-tany no nahavita fianarana lalina ny Baiboly nandritra ny dimy volana. Vakio ato ny zavatra nisongadina tamin’ny fizarana diplaoma.