Hijery ny anatiny

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Mitombo Be ny Fandikan-dalàna Maneran-tany

Inona no lazain’ny Baiboly?

 

Mbola Zava-dehibe ve ny Marina?

Mba misy ihany ve ny atao hoe marina? Raha izany, dia aiza no hahitanao an’izany?

 

Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy?

Ahoana ny fiheveran’Andriamanitra ny lehilahy miray amin’ny lehilahy na vehivavy miray amin’ny vehivavy? Afaka mampifaly an’Andriamanitra ve izy ireo?

Te Hahay Hitaiza ve Ianao?

Ahoana no hiarovanao ny zanakao mba tsy ho voataona hanao ratsy?

Avy Amin’Andriamanitra ve ny Fijaliana?

Be dia be ny olona voafitaka satria tsy nampianarina ny marina momba an’Andriamanitra. Inona àry no marina?

Mbola Hilamina Ihany ve ny Fiainana?

Fanjakana any amin’ny tany maro no hita hoe tsy mahavita miaro ny vahoakany. Hisy vahaolana anefa, hoy ny Baiboly.

 

Hendry Ianao Raha Madio

Raha madio sy milamina ianao, dia handray soa ianao sy ny manodidina anao. Ho salama ianao amin’izay sady tsy hiady saina be.

Aza Manary Toky

Atoron’ny Baiboly antsika hoe ahoana no anaovana an’izany.

 

Toa Lasa Tsy Manao ny Tsara ny Olona?

Inona no lazain’ny Baiboly?

 

Tsy Vitan’ny Olona ny Mampitsahatra Ady

Inona no lazain’ny Baiboly?

 

Inona no Mety, dia Inona no Tsy Mety?

Ahoana no ahalalanao an’izay mety sy tsy mety? Misy tari-dalana azonao itokisana ve?

 

Manaova Zavatra Mahafinaritra Miaraka Amin’ny Vadinao

Betsaka ny mpivady tsy mba mifampiresaka nefa samy ao an-trano ao ihany. Inona no azon’izy ireo atao mba hahafinaritra azy mivady ny fotoana iarahany?

Miahy ny Vehivavy ve Andriamanitra?

Hanampy anao hilamin-tsaina ny valin’izany, raha misy mampijaly ianao na iharan’ny tsy rariny satria hoe vehivavy.

 

Inona no Mila Ataoko mba ho Sambatra Aho?

Afaka manampy anao ny fampianarana Baiboly maimaim-poana ataonay.

 

Rahoviana no Hitsahatra ny Ady? Inona no Lazain’ny Baiboly?

Kely sisa dia hifarana ny ady rehetra. Hazavain’ny Baiboly hoe ahoana no hahatanterahan’izany.

Any Israely ve no Hanomboka ny Aramagedona?

Inona no lazain’ny Baiboly?

 

Tsy dia Hanirery Loatra Ianao Raha Manampy ny Hafa

Afaka manampy anao ny torohevitry ny Baiboly.

 

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Miparitaka be ny vaovao amboamboarina sy ny tatitra diso ary ny tsaho tsy marim-pototra, ka mety hisy vokany ratsy aminao.