Finoana An’Andriamanitra

Hilamin-tsaina ianao dieny izao raha manana finoana, ary ho azonao antoka ny hoavy.

Jereo Ato

Jereo ato Amin’ny Internet ny Baiboly

Baiboly marina tsara sady mora azo ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Jereo ato ny momba an’io Baiboly io.

Jereo ato Amin’ny Internet ny Baiboly

Baiboly marina tsara sady mora azo ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao. Jereo ato ny momba an’io Baiboly io.

Jereo ny video, hira, lahatsoratra, ary vaovao nampidirina vao haingana.

Inona ny Vaovao?

Hanandrana An’ilay Fianarana

Afaka mianatra Baiboly maimaim-poana miaraka amin’ny mpampianatra iray ianao.

Hangataka Hotsidihina

Azo atao ny mandinika fanontaniana ara-baiboly na manontany mombamomba ny Vavolombelon’i Jehovah.

Hanatrika Fivoriana

Fantaro ny fivorianay. Jereo izay toeram-pivoriana akaiky anao.

FIVORIAMBEN’NY VONDROM-PARITRY NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH 2024

Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy

Hojerentsika mandritra ny fivoriamben’ny vondrom-paritra amin’ity taona ity ny fizarana voalohany amin’ilay video mifampitohy momba ny fiainan’i Jesosy! Azonao jerena izao ny ampahany.

 

Hijery an’ity video ity

Iza moa Izahay Vavolombelon’i Jehovah?

Avy amin’ny firenena sy fiteny an-jatony izahay, nefa tafaray satria mitovy tanjona. Ny tena tanjonay dia ny hanome voninahitra an’i Jehovah, ilay Andriamanitra ao amin’ny Baiboly sady Mpamorona ny zava-drehetra. Miezaka manahaka an’i Jesosy Kristy izahay ary mampirehareha anay ny antsoina hoe Kristianina. Samy manokana fotoana hanampiana ny olona hianatra momba ny Baiboly sy ny Fanjakan’Andriamanitra daholo izahay. Vavolombelon’i Jehovah no iantsoana anay satria miresaka momba an’i Jehovah Andriamanitra sy ny Fanjakany izahay.

Tsidiho ny tranonkalanay ary vakio ato ny Baiboly. Fantaro bebe kokoa izahay sy ny zavatra inoanay.

 

Vavolombelon’i Jehovah roa mitory amin’ny lehilahy iray eny an-tanimbary.