Hijery ny anatiny

Fitantarana Momba ny Vavolombelon’i Jehovah

Miezaka mafy ny Vavolombelon’i Jehovah mba hampihatra an’izay voalazan’ny Baiboly, ka hanan-kery eo amin’ny eritreriny sy ny fomba fiteniny ary ny ataony izany. Jereo hoe inona no vokatr’izany teo amin’izy ireo sy ny olona manodidina azy.