Hijery ny anatiny

Teo Amin’ny Pejy Fandraisana Tato ho Ato

 

Mitandrema Amin’ny Vaovao Tsy Marina

Aza tonga dia mino an’izay vaovao henonao na novakinao. Jereo ato ny fomba hamantarana hoe marina ve ny fanazavana henonao.

Azo Atao ve ny Minamana Amin’Andriamanitra?

Efa nisy fotoana ve ianao te hanontany an’Andriamanitra hoe: “Fa iza ianao? Aiza ianao? Mba mahita an’ahy ihany ve ianao?”

 

Inona no Mila Ataoko mba ho Sambatra Aho?

Afaka manampy anao ny fampianarana Baiboly maimaim-poana ataonay.

 

Fiadanan-tsaina sy Fahasambarana

Betsaka ny olona nanaraka an’izay lazain’ny Baiboly ka nahavita niatrika olana, tsy rera-tsaina be, tsy kivy, ary lasa mahatsapa hoe misy dikany ny fiainany.

Siansa sy Baiboly

Mifanaraka amin’ny siansa ve ny Baiboly? Ampitahao izay lazain’ny Baiboly sy izay hitan’ny mpahay siansa.

Tokantrano sy Fitaizana

Betsaka izao ny olana atrehin’ny fianakaviana. Manatsara ny fifandraisan’ny mpianakavy sy mampifankatia azy ireo ny torohevitry ny Baiboly.

Finoana An’Andriamanitra

Hilamin-tsaina ianao dieny izao raha manana finoana, ary ho azonao antoka ny hoavy.

Ho An’ny Tanora

Jereo ny fomba hanampian’ny Baiboly ny tanora amin’ny olana mpahazo azy ireo.