Fandaharan’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Zoma

Miorina amin’ny Lioka 2:10 ny fandaharana zoma, hoe: “Vaovao tsara hitondra fifaliana lehibe ho an’ny olona rehetra.”

Asabotsy

Miorina amin’ny Salamo 96:2 ny fandaharana asabotsy, hoe: “Ambarao isan’andro ny vaovao tsaran’ny famonjeny.”

Alahady

Miorina amin’ny Matio 24:14 ny fandaharana alahady, hoe: “... vao ho tonga ny farany.”

Fanazavana

Hitanao ato ny fanazavana ilainao momba ny fivoriamben’ny vondrom-paritra.

Mety ho Tianao Koa

MOMBA ANAY

Tongava Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2024 hoe: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Asainay ianao hanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FIVORIAMBE

Asainay Ianao: Fivoriamben’ny Vavolombelon’i Jehovah 2024: ‘Torio ny Vaovao Tsara!’

Asainay ianao hanatrika ny fivoriambe telo andro ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ity taona ity.

FIVORIAMBE

Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao: Ampahany

Jereo ny ampahany amin’ny Fizarana 1 amin’ilay video Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy. Halefa amin’ny fivoriamben’ny vondrom-paritra 2024 io fizarana io.