Hijery ny anatiny

Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1—Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao (Ampahany)

Ny Tantaran’ny Fanompoan’i Jesosy: Fizarana 1—Ilay Tena Hazavana ho An’izao Tontolo Izao (Ampahany)

Nampahafantarin’i Jehovah hoe ahoana no hamonjeny ny olombelona. Nisy anjely nilaza tamin’i Zakaria sy Elizabeta hoe hanan-janaka izy mivady na dia efa antitra aza, ary ho lasa mpaminany ilay zanany. I Josefa sy Maria indray hitaiza ny Mesia, dia hiaro an’i Jesosy amin’ny fahavalo.