Pirinty sy Fanontana

PIRINTY SY FANONTANA

Izay Tena Marina Ihany

Afaka matoky izay mamaky ny boky na mijery ny video navoakanay hoe efa nanaovana fikarohana tsara izy ireny ary tena marina.

PIRINTY SY FANONTANA

Izay Tena Marina Ihany

Afaka matoky izay mamaky ny boky na mijery ny video navoakanay hoe efa nanaovana fikarohana tsara izy ireny ary tena marina.

“Ampy Fitaovana Tsara Hanaovana ny Asa Tsara Rehetra”!

Mora vakina ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nefa mifanaraka tsara amin’ny sora-tanana taloha. Anisan’ny zava-baovao hita ao ny sarintany miloko, ny fanazavana teny ao amin’ny Baiboly, ary ny fanazavana fanampiny.

Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nohavaozina Amin’ny Teny Espaniola

Mety hisy dikany be dia be ny teny iray amin’ny teny espaniola. Ahoana no nataon’ireo mpandika teny mba handikana Baiboly azon’ny olona maro be maneran-tany ampiasaina?

Miramirana Izy Ireo Satria Azony Tsara ny Tenin’Andriamanitra

Navoaka tamin’ny Tenin’ny Tanana Japoney ny bokin’i Matio. Jereo fa tena mahafaly izany hoe manana Baiboly amin’ny fiteny manohina ny fonao izany.

Tonga Hatrany Amin’ny Tendrombohitra Andes ny Vaovao Tsara

Lasa mahafantatra kokoa an’i Jehovah izao ny olona miteny quechua any Peroa, satria nahazo boky sy Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny fiteniny.

Nahazo An’izay Nilainy ny Marenina any Québec

Nahoana no tena ilaina ny video amin’ny tenin’ny tanana?

Fandikan-teny Tsy Mila Soratana

Efa nandika boky sy zavatra hafa ho amin’ny tenin’ny tanana maherin’ny 90 ny Vavolombelon’i Jehovah. Nahoana izy ireo no miezaka be hoatr’izany?

Sary Mamoaka Tsara An’ilay Lahatsoratra no Alainay

Ahoana no ataon’ireo mpaka sary mba hifanentana tsara amin’ireo boky sy gazety ilay sary alainy, ary hamoaka tsara ny hevitr’ilay lahatsoratra?

Fanaterana Boky Ara-baiboly any Congo

Misy Vavolombelon’i Jehovah manao ezaka be mba hitaterana Baiboly sy boky ara-baiboly isam-bolana, any amin’ny Repoblika Demokratikan’i Congo.

“Zava-bita Miavaka” any Estonia

Voafidy ho anisan’ireo zava-bita misongadina mandritra ny taona any Estonia Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tamin’ny 2014.

Baiboly Noraisim-peo Misy Feon’olona Be dia Be

Olona isan-karazany no horaisim-peo amin’ilay Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina tamin’ny 2013.

Tena Tian’ny Ankizy Ireny Video Ireny

Jereo izay lazain’ny ankizy momba an’ilay fizarana hoe Ataovy Namanao i Jehovah. Misy an’i Kaleba sy Sofia ao amin’ilay izy.

Mitory ny Vaovao Tsara Amin’ny Fiteny any Irlandy sy Grande-Bretagne

Manao ezaka manokana ny Vavolombelon’i Jehovah any Irlandy sy Grande-Bretagne, mba hitoriana amin’ny olona amin’ny fitenin-drazany. Inona ny vokany?

Video Amin’ny Fiteny An-jatony

Efa misy amin’ny fiteny 400 eo ho eo izao ilay video hoe Inona no Atao any Amin’ny Efitrano Fanjakana?, ary amin’ny fiteny 550 mahery ilay hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Jereo amin’ny fiteninao izy ireo.

Ahoana no Nanaovana An’ilay Baiboly Vaovao?

Ho hitanao ato ny nanamboarana an’ilay Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao nohavaozina tamin’ny 2013. Nahoana no nandaniana fotoana be sy vola be ny fanamboarana an’io Baiboly tsara tarehy io?

Ny Asa Fandikan-teny any Meksika sy Amerika Afovoany

Nahoana ny Vavolombelona any Meksika sy Amerika Afovoany no mandika boky ara-baiboly amin’ny teny 60 mahery, toy ny teny maya, nahuatl, ary tenim-paritra alemà?

Fanampiana ny Jamba Atsy Afrika

Milaza ny fankasitrahany an’ireo boky ara-baiboly amin’ny soratra Braille amin’ny fiteny chichewa ireo jamba any Malawi

Baiboly Natao Hateza

Sady tsara tarehy no natao hateza Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, fanontana 2013.

Nifindra any Espaina Ireo Mpandika Teny Amin’ny Teny Espaniola

Efa tamin’ny 1909 ny Vavolombelon’i Jehovah no nandika boky ara-baiboly amin’ny teny espaniola. Fantaro bebe kokoa ny asa fandikan-teny amin’ny teny espaniola.

Video Mampifaly ny Fo

Mamokatra video mampianatra ny ankizy mba ho tsara toetra sy hifandray amin’Andriamanitra ny Vavolombelon’i Jehovah. Inona no vokatr’izany tamin’ny olona?

Zato Taona Nanaovana Hira Hiderana An’Andriamanitra

Ahoana no nampiasan’ny Vavolombelon’i Jehovah hira sy mozika teo amin’ny fivavahany?

Nanankinana ny Fandikana ny “Fanambarana Masin’Andriamanitra”—Romanina 3:2

Nampiasa fandikan-tenin’ny Baiboly maro ny Vavolombelon’i Jehovah nandritra ny zato taona lasa. Nahoana izy ireo no nandika ny Baiboly ho amin’ny fiteny anglisy maoderina?

Fitehirizam-boky Azo Entin-tanana

Programa maimaim-poana ny JW Library sady misy zavatra maro manampy anao handalina ny Baiboly.

Fanaovam-pirinty Maneran-tany: Manampy Olona Hahalala An’Andriamanitra

Misy 15 ny toerana fanaovam-pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah maneran-tany. Mamoaka boky ara-baiboly amin’ny fiteny 700 izy ireo.

Efa Amin’ny Fiteny 300 Mahery Izao ny JW.ORG!

Amin’ny fiteny maro be toy izany ny fanazavana ara-baiboly avoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Ahoana no ahavitany an’izany? Manao ahoana izany raha ampitahaina amin’ny tranonkala malaza hafa?

Bokikely Amin’ny Fiteny Maro Sady Feno Sary

Olona maro maneran-tany no lasa mahalala an’Andriamanitra sy ny hevitry ny Baiboly, noho ilay bokikely feno sary hoe Mihainoa An’Andriamanitra. Jereo ato izay lazain’ny olona momba azy io.

Tonga mba Hilalao Mozika Izy Ireo

Efa 40 taona mahery izao no manana tombontsoa hitendry ao amin’ny orkesitra miavaka iray ny mpilalao mozika avy any amin’ny firenena maro.

Noderaina tao Amin’ny Tele Ny Tilikambo Fiambenana Groenlandey

Voalaza tamin’ny filazam-baovao tany Groenlandy fa efa 40 taona tamin’ny Janoary 2013 no navoaka tamin’ny teny groenlandey ny gazety Ny Tilikambo Fiambenana.

Milina Nasiana Kodiarana 400

Jereo ato ilay fanampina milina ampiasaina mba hanapahana, hanakambanana, hanisana, ary hampidirana boky ara-baiboly anaty baoritra.

Azo Sary An-tsaina Izay Vakina Rehefa Misy Sary

Misy sary miloko ny ankamaroan’ny lahatsoratra ao amin’ny boky sy gazetin’ny Vavolombelon’i Jehovah. Tsy mba toy izany anefa taloha.

Video: Mety Tsara Hampianarana ny Ankizy Ny Tilikambo Fiambenana Notsorina

Jereo hoe ahoana no ampiasan’ny fianakaviana iray Ny Tilikambo Fiambenana notsorina amin’ny teny anglisy mba hampianarana ny zanany momba an’Andriamanitra.

Video: “Misaotra An’i Jehovah Aho fa Nanampy Ahy Izy”

Jereo hoe nahoana no nanampy ny lehilahy iray hanatona an’i Jehovah Andriamanitra Ny Tilikambo Fiambenana notsorina amin’ny teny anglisy.

Video: “Very Aho Raha Tsy Nisy An’io”

Henoy izay tsapan’ny lehilahy jamba iray rehefa nahazo Baiboly amin’ny soratra Braille.

Efa Misy Amin’ny Fiteniko ny Tenin’Andriamanitra

Jereo ato hoe nahoana no nandray soa ny mpivady iray marenina sy ny zanany mandre, rehefa nahazo Baiboly amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina.

Video: “Ity no Lalana”

Henoy ity hira ity, izay miorina amin’ny andinin-teny ao amin’ny Baiboly ary hiraina amin’ny fiteny valo.

Video: Manampy ny Ankizy any Danemark Ny Tilikambo Fiambenana Notsorina

Jereo ato hoe ahoana no nampiasan’ny fianakaviana iray any Danemark Ny Tilikambo Fiambenana notsorina.

Nahazo Baiboly Amin’ny Fitenin-drazany Izy Ireo

Zaraina maimaim-poana amin’izay te hamaky Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao.

Misy Amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina Izao ny Genesisy

Efa misy amin’ny Tenin’ny Tanana Amerikanina izao ny bokin’ny Genesisy!

Video: Afa-po Ireo Mila Baiboly

Jereo hoe inona no atao any amin’ny toerana fanaovanay pirinty any Japon mba hanomezana fahafaham-po an’ireo mila Baiboly.

Lasa Mamokatra Baiboly Misy Fonony Mafy koa i Japon

Nasiana fitaovana vaovao ao amin’ny trano fanaovana pirintin’ny Vavolombelon’i Jehovah any Japon. Fantaro bebe kokoa ny momba an’io milina io.

Amboaran-kira Voadika Amin’ny Fiteny Maro

Jereo hoe nahoana no tena sarotra ny mandika tononkira ho amin’ny fiteny maro.

Mihena ny Pejy fa Mitombo ny Fiteny

Hihavitsy ny pejin’ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! manomboka amin’ny Janoary 2013. Nahoana?

Video: Ny Tilikambo Fiambenana, Navoaka Nanomboka Tamin’ny 1879

Jereo hoe nanao ahoana ny endrik’ilay gazety miely patrana indrindra eran-tany, nandritra ny taona maro.

Baiboly Roa Metatra

Fantaro ny fomba amoahana Baiboly amin’ny soratra Braille ho an’ny fiteny maro.

Ny Tilikambo Fiambenana Notsorina

Nanomboka namoaka Ny Tilikambo Fiambenana notsorina amin’ny teny anglisy izahay, tamin’ny 2011. Jereo hoe nahoana no mahasoa ny mpamaky maneran-tany izy io.

Ny Tilikambo Fiambenana—Gazety Tsy Mena-mitaha

Avoakanay sy aelinay eran-tany amin’ny fiteny 190 mahery Ny Tilikambo Fiambenana. Manao ahoana ny gazety hafa raha ampitahaina amin’izany?