Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Letonia

  • Riga, any Letonia—Mampiseho ny fomba hampiasana ny tranokala jw.org

Topy Maso—Letonia

  • 1 883 000—Mponina
  • 2 135—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 29—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 898—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

“Niova Aho Rehefa Fantatro hoe ho Lasa Paradisa ny Tany”

Nanao fifaninanana mitaingina môtô i Ivars Vigulis mba hahazoana laza sy voninahitra. Nisy vokany taminy ve ny fahamarinana ara-baiboly?