Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Estonia

Topy Maso—Estonia

  • 1 366 000—Mponina
  • 4 110—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 54—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 335—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

PIRINTY SY FANONTANA

“Zava-bita Miavaka” any Estonia

Voafidy ho anisan’ireo zava-bita misongadina mandritra ny taona any Estonia Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao, tamin’ny 2014.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA

“Tsy Mandainga ny Tantara”

An-jatony ny Vavolombelon’i Jehovah noterena hiala tany Estonia tamin’ny 1 Aprily 1951, ary natao sesitany tany Siberia. Nahoana?