Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Botswana

  • Sepupa, Botswana—Mitory amin’ny mpanjono eo amin’ny Reniranon’i Okavango

Topy Maso—Botswana

  • 2 346 000—Mponina
  • 2 391—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 42—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 1 016—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

MITORY SY MAMPIANATRA

Diamondra Hafakely Tany Botswana

Variana ny ankizy nahita an’ireo video hoe Ataovy Namanao i Jehovah. Atoro ao amin’izy ireny hoe ahoana no ampiharana ny toro lalan’ny Baiboly.