Hijery ny anatiny

Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy

Tsarovy ny Nahafatesan’i Jesosy

Nisy zavatra nasain’i Jesosy atao mba ho fahatsiarovana ny nahafatesany. (Lioka 22:19, 20) Izany no ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah isan-taona. Asainay ianao hanatrika an’io fotoan-dehibe io. Ho hitanao any hoe nahoana no mahasoa anao ny fiainan’i Jesosy sy ny nahafatesany.