Hijery ny anatiny

Alemaina

 

2019-02-11

ALEMAINA

Tranombakoka Manao Fampirantiana ho Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah Nampijalina Tany Alemaina

Asehon’ilay fampirantiana atao any amin’ny toerana maromaro hoe nenjehin’ny Nazia ny Vavolombelon’i Jehovah nefa koa nenjehin’ny Kominista tamin’ny RDA, satria nanana finoana matanjaka.

2020-01-08

ALEMAINA

Eken’i Alemaina hoe ny Sata Mifehy ny Fivavahana Lehibe no Mifehy ny Vavolombelon’i Jehovah

Mahazo tombontsoa hoatran’ny fivavahana lehibe hafa izao ny Vavolombelon’i Jehovah any Alemaina, taorian’ny ady teny amin’ny fitsarana naharitra 26 taona mahery.

2017-01-02

ALEMAINA

Fahatsiarovana An’ireo Gadra Nafahana Tany Brandebourg: Ny Vavolombelon’i Jehovah no Tena Voaresaka

Vavolombelona 127 no novonoina ho faty tao amin’ny Fonja Brandenburg an der Havel, tany Alemaina, teo anelanelan’ny 1940 sy 1945. Ry zareo no tena voaresaka tamin’ilay fankalazana.

2014-09-29

ALEMAINA

Fahatsiarovana ny Namonoan’ny Nazia An’ilay Vavolombelon’i Jehovah

Ho fanamarihana ny faha-75 taonan’ny namonoana an’i August Dickmann, dia hisy fandaharana atao ao amin’ny Tranombakok’i Brandebourg, ny 16 Septambra 2014. Izy no voalohany novonoin’ny Nazia teny imason’olona tamin’ireo tsy nety nanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany, tamin’ny Ady Lehibe II.