Hijery ny anatiny

I Mosesy ve no Nanoratra ny Baiboly?

I Mosesy ve no Nanoratra ny Baiboly?

Valiny ara-baiboly

 Nampiasain’Andriamanitra hanoratra ny boky dimy voalohany ao amin’ny Baiboly i Mosesy. Ireto avy izany: Genesisy, Eksodosy, Levitikosy, Nomery, ary Deoteronomia. Toa izy koa no nanoratra ny bokin’i Joba sy ny Salamo faha-90. Iray tamin’ireo olona 40 teo ho eo nampiasain’Andriamanitra hanoratra Baiboly anefa i Mosesy.