Hijery ny anatiny

Topy Maso—Eran-tany

  • 239—Tany misy Vavolombelon’i Jehovah

  • 8 816 562—Vavolombelon’i Jehovah

  • 7 281 212—Fampianarana Baiboly maimaim-poana any an-trano

  • 20 461 767—Mpanatrika ny Fahatsiarovana ny nahafatesan’i Kristy

  • 118 177—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah

 

Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Ahitana anay na aiza na aiza eran-tany, ary avy amin’ny foko sy kolontsaina isan-karazany izahay. Mitory angamba no tena ahafantaranao anay. Manao zavatra hafa koa anefa izahay mba hanampiana olona.