Hijery ny anatiny

Vaovao

 

VAOVAO

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #8

Ahoana no azontsika ampisehoana hoe mpanompon’Andriamanitra isika rehefa jerena ny fiakanjontsika sy ny taovolontsika? Inona no azontsika atao mba hiray saina foana ny fiangonana?

VAOVAO

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #8

Ahoana no azontsika ampisehoana hoe mpanompon’Andriamanitra isika rehefa jerena ny fiakanjontsika sy ny taovolontsika? Inona no azontsika atao mba hiray saina foana ny fiangonana?

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #7

Horesahina ato ny fivoahan’ilay boky vaovao hoe Andinin-teny Manampy Amin’ny Fiainantsika Kristianina. Ho hitanao ato koa ny andinin-teny ho an’ny taona 2024.

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #6

Adinadinina ato amin’ity vaovao farany ity i Negede Teklemariam. Mampahery be ny zavatra resahiny. Rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana no manolotra an’ilay fandaharana.

2023-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #5

Hisy fanadinadinana an’i Dennis sy Irina Christensen ato amin’ity vaovao farany ity, ary rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana no hanolotra azy io. Tena mampahery ilay izy!

2023-09-09

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #4

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana ato hoe faly isika fa hanatrika fivoriamben’ny vondrom-paritra mivantana, sy hoe ahoana no iarovan’i Jehovah ny finoantsika.

2023-05-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #3

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe ataon’ny mpiara-manompo fialofany i Jehovah na eo aza ny loza sy olana isan-karazany.

2023-05-08

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #2

Fanadinadinana an’ireo rahalahy roa voatendry ho anisan’ny Filan-kevi-pitantanana: Ny Rahalahy Gage Fleegle sy Jeffrey Winder.

2023-01-23

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2023) #1

Ampirisihinay ianareo hijery an’ity vaovao farany ity fa misy fampandrenesana mahaliana be ao, momba ny tetikasa any Ramapo sy ny asan’ny mpisava lalana.

2022-12-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #8

Mampirisika antsika mba ho vonona hanaraka ny kalesin’i Jehovah ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

2022-12-02

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #7

Mampirisika antsika ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana mba hanao zavatra haingana rehefa misy loza mananontanona.

2022-09-14

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #6

Miresaka vaovao farany ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana sady mampahafantatra antsika ny andinin-teny ho an’ny taona 2023.

2022-09-14

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #5

Resahin’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana hoe inona no nanampy ny rahalahy tany amin’ny Firaisana Sovietika teo aloha hiaritra fanenjehana. Manome toky antsika koa izy hoe hanohana antsika foana i Jehovah.

2022-06-20

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #4

Mampirisika antsika ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana mba hiaritra fitsapana sy ho faly foana hoatran’ireo rahalahy any Eoropa Atsinanana.

2022-05-03

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #3

Miresaka hevitra vitsivitsy hanampy antsika tsy hitebiteby be amin’ilay ady any Eoropa Atsinanana ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana.

2022-04-01

VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Vaovao Farany avy Amin’ny Filan-kevi-pitantanana (2022) #2

Ho hitanao ato ny tatitra ataon’ny rahalahy iray anisan’ny Filan-kevi-pitantanana momba an’ireo rahalahy sy anabavintsika tsy mivadika na dia iharam-pitsapana aza.