NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Aprily 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 10 Jona ka hatramin’ny 7 Jolay 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 14

‘Miezaha Handroso Haingana mba ho Matotra’

Hianarana ny herinandron’ny 10 ka hatramin’ny 16 Jona 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 15

Miezaha Hatoky Kokoa ny Fandaminan’i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 17 ka hatramin’ny 23 Jona 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 16

Te ho Faly Kokoa ve Ianao Rehefa Manompo?

Hianarana ny herinandron’ny 24 ka hatramin’ny 30 Jona 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 17

Aza Miala ao Amin’ilay Paradisa Ara-panahy Mihitsy

Hianarana ny herinandron’ny 1 ka hatramin’ny 7 Jolay 2024.

TANTARAM-PIAINANA

Manasongadina ny Herin’Andriamanitra ny Fahalemeko

Hazavain’ny Rahalahy Erkki Mäkelä hoe ahoana no nanampian’i Jehovah azy hiatrika fitsapana tamin’izy nanompo manontolo andro. Anisan’izany ilay tamin’izy misionera tany amin’ny faritra nisy ady anaty akata tany Kolombia.

Fantatrao Ve?

Nahoana no nisy miaramila tsy israelita tao amin’ny tafik’i Davida Mpanjaka?