NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA Jona 2024

Ho hitanao ato ny lahatsoratra hianarana manomboka ny herinandron’ny 12 Aogositra ka hatramin’ny 8 Septambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 23

Manasa Antsika ho Vahininy i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 12 ka hatramin’ny 18 Aogositra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 24

Miezaha ho Vahinin’i Jehovah Mandrakizay

Hianarana ny herinandron’ny 19 ka hatramin’ny 25 Aogositra 2024.

TANTARAM-PIAINANA

Nihaino Tsara ny Vavaka Nataoko i Jehovah

Inona no naharesy lahatra an’i Marcel Gillet tamin’izy mbola kely fa “Mpihaino vavaka” i Jehovah?

Fanontanian’ny Mpamaky

Inona ilay “azy ireo” amin’ilay hoe “hiambina azy ireo ianao”, ao amin’ny Salamo 12:7? “Ny olona mijaly” (andininy 5) sa “ny tenin’i Jehovah” (andininy 6)?

LAHATSORATRA FIANARANA 25

Tadidio hoe “Andriamanitra Velona” i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 26 Aogositra ka hatramin’ny 1 Septambra 2024.

LAHATSORATRA FIANARANA 26

Ataovy Vatolampinao i Jehovah

Hianarana ny herinandron’ny 2 ka hatramin’ny 8 Septambra 2024.