Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Saint-Christophe

Topy Maso—Saint-Christophe

  • 35 000—Mponina
  • 341—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 3—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 146—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Tatitra Momba ny Rivo-doza Irma

Tatitra avy amin’ny biraon’ny sampana any Barbade, Etazonia, Frantsa, ary Repoblika Dominikanina.