Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Afrika Atsimo

  • Stellenbosch, any Afrika Atsimo—Mitory amin’ny mpamboly voaloboka any akaikin’i Le Cap

  • Bo-Kaap, any Le Cap, any Afrika Atsimo—Mitory any amin’ny tanàna tsy lavitra an’i Le Cap

  • Weltevrede, faritanin’i Mpumalanga, any Afrika Atsimo—Manasa vehivavy ndebele hivory any amin’ny Efitrano Fanjakana

Topy Maso—Afrika Atsimo

  • 60 605 000—Mponina
  • 100 331—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 1 966—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 617—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Faly Nanompo An’i Jehovah Aho!

Tantaram-piainana: John Kikot

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Tele JW Satelita any Amin’ny Toerana Tsy Misy Internet

Ahoana no ahafahan’ny rahalahy any Afrika mijery Tele JW nefa tsy misy Internet any?

MANOVA OLONA NY BAIBOLY

Johny sy Gideon: Mpifahavalo Lasa Mpirahalahy

Zavatra fahita isan’andro ny fanavakavaham-bolon-koditra, any amin’ny faritra sasany. Nahavita nandresy an’izany anefa ny lehilahy roa atsy Afrika Atsimo.

Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2007

Afrika Atsimo