Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Eswatini

  • Ntabamhloshana, any Eswatini​Mianatra Baiboly amin’ny Tenin’ny Tanana fampiasa any Afrika Atsimo

Topy Maso—Eswatini

  • 1 198 000—Mponina
  • 3 269—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 76—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 377—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Faly Be Ilay Mpanjaka!

Ho hitanao ato ny tantaran’ny mpanjaka iray tany Soazilandy, izay tia ny fahamarinana ao amin’ny Baiboly.