Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Soeda

  • Trosa, any Soeda—Manolotra boky ara-baiboly eny an-dalana

  • Stockholm, any Soeda—Manasa mpitondra taxi hianatra Baiboly, amin’ny misasakalina, satria mbola mazava ny andro

  • Trosa, any Soeda—Manolotra boky ara-baiboly eny an-dalana

  • Stockholm, any Soeda—Manasa mpitondra taxi hianatra Baiboly, amin’ny misasakalina, satria mbola mazava ny andro

Topy Maso—Soeda

  • 10 541 000—Mponina
  • 22 454—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 280—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 472—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina