Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Rwanda

Topy Maso—Rwanda

  • 13 246 000—Mponina
  • 33 664—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 593—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 418—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Fahatsiarovana An’ilay Fandripahana Foko Tany Rwanda Tamin’ny 25 Taona Lasa

Mitantara ny fotoana nanjombona tamin’ny 1994 ny Vavolombelon’i Jehovah iray any Rwanda. Hazavainy hoe olona tia azy sy vonona ho faty ho azy no namonjy ny ainy.