Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Papouasie-Nouvelle-Guinée

  • Port Moresby, Papouasie-Nouvelle-Guinée​—Mamaky Baiboly amin’ny teny tok pisin

Topy Maso—Papouasie-Nouvelle-Guinée

  • 9 466 000—Mponina
  • 5 692—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 89—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 1 999—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Tonga Tany Azia Atsimoatsinanana Ilay Mpitondra Hazavana

Be herim-po ireo rahalahy nandeha tamin’ny Lightbearer ka nizara hazavana ara-panahy tany amin’ny faritra midadasika sady be mponina, na dia teo aza ny fanenjehana.