Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Peroa

  • Chachapoyas, any Peroa—Miresaka momba ny Fanjakan’Andriamanitra amin’ny tantsaha miteny espaniola

Topy Maso—Peroa

  • 33 966 000—Mponina
  • 133 366—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 1 551—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 261—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

PIRINTY SY FANONTANA

Tonga Hatrany Amin’ny Tendrombohitra Andes ny Vaovao Tsara

Lasa mahafantatra kokoa an’i Jehovah izao ny olona miteny quechua any Peroa, satria nahazo boky sy Baiboly Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao amin’ny fiteniny.