Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Nouvelle-Zélande

  • Seranan’i Waitemata, any Auckland, any Nouvelle-Zélande​—Mitory tsy ara-potoana amin’ny mpanjono

Topy Maso—Nouvelle-Zélande

  • 5 199 000—Mponina
  • 14 607—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 170—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 360—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Kristianina Mafana Fo sy Tia Fihavanana ny Vavolombelon’i Jehovah any Nouvelle-Zélande

Fa maninona ny Vavolombelon’i Jehovah no noheverina hoe nampidi-doza ny fiaraha-monina taorian’ny 1940?

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Nouvelle-Zélande

Mahatratra telo tapitrisa isan-taona ny mpizaha tany any, na dia mitokana aza ilay firenena. Fa inona no mahaliana azy ireo any?