Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Norvezy

  • Finnmarksvidda, any Norvezy​—Mitory any amin’ny tanin’ny foko sami

  • Ranheim, any Norvezy—Mampiseho an’ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? Tazana eny amin’ny lanitra ilay hazavana hafakely fahita any amin’ny tendrontany avaratra

Topy Maso—Norvezy

  • 5 504 000—Mponina
  • 12 034—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 162—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 464—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Norvezy

Ho hitanao ato hoe ahoana no nahatonga ny fianakaviana iray hifindra any amin’izay ilana mpitory maro kokoa, noho ny fanontaniana iray tsy nampoizina.