Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Holandy

Topy Maso—Holandy

  • 17 878 000—Mponina
  • 29 584—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 346—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 612—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Vonona Hanompo An’i Jehovah Foana Izahay na Aiza na Aiza

Ho hitanao ato ny tantaran’ny mpivady iray avy any Holandy, izay nianatra niantehitra tanteraka tamin’i Jehovah na dia nisy olana sy niova aza ny fiainany.