Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Malezia

  • George Town, any Malezia—Mitory momba ny Fanjakan’Andriamanitra

Topy Maso—Malezia

  • 33 200 000—Mponina
  • 5 645—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 119—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 5 959—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FANTARO NY TANTARANTSIKA

Tonga Tany Azia Atsimoatsinanana Ilay Mpitondra Hazavana

Be herim-po ireo rahalahy nandeha tamin’ny Lightbearer ka nizara hazavana ara-panahy tany amin’ny faritra midadasika sady be mponina, na dia teo aza ny fanenjehana.