Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Mongolia

  • Erdenet, any Mongolia—Eo an-tokotany, miara-mianatra bokikely momba ny Baiboly

Topy Maso—Mongolia

  • 3 423 000—Mponina
  • 432—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 8—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 8 431—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Mongolia

Tia mandray vahiny ireo mpifindrafindra monina mipetraka any amin’ilay “Tanin’ny Lanitra Manga.”