Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Nosy Marshall

  • Tanànan’i Laura, any Majuro Atoll, any amin’ny Nosy Marshall​—Mitory amin’ny fiteny marshall amin’ny olona mpanamboatra menaka voaniho

Topy Maso—Nosy Marshall

  • 61 000—Mponina
  • 138—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 4—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 496—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Nahafoy Tena Izy Ireo: Mikronezia

Misy olana telo fahitan’ireo mpitory mifindra any amin’ireo nosy any amin’ny Oseana Pasifika. Ahoana no ataon’izy ireo?