Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Korea, Repoblikan’i

  • Samcheong-dong, Séoul, any Korea Atsimo—Manazava ny Baiboly

  • Tanànan’i Daraengi, any amin’ny Nosy Namhae-do, any Korea Atsimo—Manolotra bokikely Mihainoa An’Andriamanitra

  • Nonsan-si, any Korea Atsimo—Miresaka hafatra ara-baiboly amin’ny vehivavy iray maka sakafo ao anaty siny fitehirizan-tsakafo

Topy Maso—Korea, Repoblikan’i

  • 51 408 000—Mponina
  • 106 161—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 1 252—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 485—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Tsy Nety Nanao Miaramila ny Rahalahy any Korea Atsimo Satria Be Herim-po sy Manam-pinoana

Efa hatramin’ny 1953 no nogadraina ny tanora Vavolombelon’i Jehovah any Korea satria tsy nety nanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretany. Niova anefa izany tamin’ny Febroary 2019. Jereo ato hoe inona no nahatonga an’izany.

VAOVAO

Mankalaza ny Faha-100 Taonany Tany Korea ny Vavolombelon’i Jehovah

SÉOUL, Korea—Feno 100 taona tamin’ny Novambra 2012 ny nisian’ny Vavolombelon’i Jehovah tany Korea Atsimo, ka mankalaza an’izany ireo Vavolombelona 100 000 mahery any.