Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Japon

  • Tokyo, any Japon​—Mampiasa ny jw.org mba hitoriana amin’ny vehivavy marenina

  • Kamaishi, any Japon​—Vavolombelon’i Jehovah mitory any amin’ny trano vonjimaika misy an’ireo tsy maty tamin’ny horohoron-tany sy tsunami, tamin’ny 2011

Topy Maso—Japon

  • 124 752 000—Mponina
  • 214 457—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 2 888—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 583—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

PIRINTY SY FANONTANA

Video: Afa-po Ireo Mila Baiboly

Jereo hoe inona no atao any amin’ny toerana fanaovanay pirinty any Japon mba hanomezana fahafaham-po an’ireo mila Baiboly.

NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA

Niposaka Tany Japon ny Hazavana

Nanampy tamin’ny fitoriana an’ilay Fanjakana tany Japon ireo tranofiara namboarina nantsoina hoe Jeho.