Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Italia

  • Venise, any Italia​—Miresaka hevitra mampahery avy ao amin’ny Baiboly

Topy Maso—Italia

  • 58 851 000—Mponina
  • 250 193—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 2 804—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 236—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah Nenjehin’ny Nazia sy ny Fasista

Natao tao amin’ny Risiera di San Sabba any Trieste, any Italia, ny fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah an’arivony nenjehin’ny Nazia manerana an’i Eoropa.

VAOVAO

Fitsarana Tampony any Italia: Manan-jo Hifidy ny Fitsaboana Azy ny Vavolombelon’i Jehovah

Vao mainka hajaina ny zon’ny mpiara-manompo amintsika hifidy an’izay fitsaboana mety aminy, noho ny didim-pitsarana navoaka vao haingana.

VAOVAO

Mahaliana ny Dokotera any Italia ny Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra

Nisy fihaonam-be roa nahafahana nanome fanazavana farany ho an’ny mpitsabo, momba ny fitsaboana tsy ampiasana ra. Mitantara ny zavatra tsara hitany koa ny anestezista sy ny dokotera mpandidy sasany, izay nitsabo Vavolombelon’i Jehovah.

MIFOHAZA!

Fitsidihana An’i Italia

Misy toerana tsara tarehy sy manan-tantara any Italia. Sariaka be ny mponina any. Fantaro ny momba an’io tany io sy ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any.