Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Hongria

  • Ny Reniranon’i Danube, any Budapest, any Hongria—Manome boky ara-baiboly

Topy Maso—Hongria

  • 9 597 000—Mponina
  • 21 332—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 283—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 453—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

VAOVAO

Fahatsiarovana An’ireo Vavolombelona Novonoin’ny Nazia Tany Hongria

Tsy nanaiky hanao miaramila ny Vavolombelon’i Jehovah efa-dahy tamin’ny Ady Lehibe II, ka novonoin’ny Nazia. Nisy takela-pahatsiarovana notokanana ho azy ireo àry tao amin’ny Foibe Fahatsiarovana ny Famonoana Tambabe, any Budapest.